-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Nitrangana fanafihan-jiolahy indray teny Ambodivonindava Alasora, omaly tamin'ny 1 ora sy sasany maraina. Efa-dahy nirongo basy sy sabatra ary fitaovana fanapahana vy no nanafika tokantrano...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Eo am-panomanana ny fankalazana ny fetin’ny 26 jona ny komity mpikarakara izany, amin’izao fotoana izao. Raha ny eo anivon’ny mpitandro filaminana manokana, mahatratra 1.376...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Voaporofo izao fa marobe ny mbola tsy mazava ny fitantanana azy eto amin’ity firenena ity. Lasibatra voalohany amin’izany ny vola natokana ho an’ny tambim-pankasitrahana ho...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Nanaitra ny mpanara-baovao ny fitokonana nataon’ireo mpiasa sivily ao amin’ny Toby jeneraly Rasolomalala Jean Jacques na eny amin’ny Capsat no mahazatra ny olona. Nitaky ny...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Gaboraraka ! Izany no azo ilazana ny fanaon’ireo mpanarato ao amin’ny farihin’i Tsiazompaniry, distrikan’Andramasina, faritra Analamanga.
Hanamarinana izany,...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Tsy mazava ! Tsy fantatry ny mpitatitra intsony ny fandaminana ao anivon’ny fitantanana foibe ny trano fiantohana Mama.
Mampahatsiahy ny sendikan’ny mpitatitra, Seimampafi,...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Mahazo vahana, ankehitriny, ny fijirihana rongony eto an-drenivohitra. Nanao ranolava ihany koa ny fisamborana ireo mpanao trafika.
Tao anatin’ny roa andro, olona dimy no...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Vaovao farany ! Ny minisitry ny foloalindahy sy ireo tomponandraikitra ambony ao amin’ny tafika malagasy sy ny zandarimariam-pirenena no hanatanteraka ny fisafoana ny andian-tafika...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Ho fantatra amin’ny talata izao ny hisolo an-dRajoelina. Hodinihina eo anivon’ny filankevitry ny governemanta, amin’io fotoana io, ny momba izany.
« Hitarika sy...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Hitondra ny heviny, momba ny raharaham-pirenena, ny filoha Rajoelina, anio amin’ny fitokanana ny hopitaly « manara-penitra » any Mahajanga. Andrasana ny momba ny ho...