-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Mpandraharaha eo amin’ny tontolon’ny fizahantany Rabehanitriniony Herv, ary mitantana ny trano fandraisam-bahiny, Ravintsara, ao Nosy Be.
Fanokafana ny habakabaka no hitany...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Nambaran’i Clément Rabary, mpikarakara ny “Jeux Corporatifs d’Antananarivo”, hatao etsy amin’ny kianjan’ ny Esca Antanimena ny 15 sy 16 jona ho avy...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Tontosa, omaly, ny andro faran’ny fifanintsanana amin’ ny dingana voalohan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja basikety, sokajy N1A lahy sy...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Lalaon’ny samy kalaza ny famaranana eo amin’ny vehivavy, amin’ny fiadiana ny amboaran’i Roland Garros, taranja tenisy. Serena Williams, laharana voalohany, sy Maria...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Lalao mampiala voly sy tsy dia fanao firy. Fanentanana sy seho eny an-dalambe, fampisehoana goavana iarahana amina mpanakanto maro tarihin’i Rossy, ary fandaharana manokana...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Hitohy any amin’ny faritra Alaotra, any Ambatondrazaka anio, ny dian’ny kandidà Ratrema William, amin’ny fangataha-tsodrano amin’izao maha kandidà ny...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Mbola resabe ny hetsika fanentanana fankahalana Vondrona iraisam-pirenena nitranga teny Tanimenabe, Ankorondrano, herinandro vitsivitsy izay.
Anisan’ny tazana teny ny mpandrindra...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Ora 3 katroka no lany tamin’ny fivoriamben’ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM), teny amin’ny Fitsarana tampony, Anosy, omaly.
Tsy nisy...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Mikatso ny raharaham-pirenena. Tsy fantatra na hisy na tsia ny fifidianana. Niketrika teny Alarobia ny ankolafy Zafy Albert sy ireo mpanao politika maro.
Hita tamin’ny...
-
Samedi 08 juin 2013 à 00:00:00
Si les élèves qui doivent passer les examens officiels sont actuellement en pleine révision, le ministère de l’Education nationale (MEN), lui aussi, est en...