-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andiany faharoa, omaly, teny Ampasampito, tao amin’ny O’Garage, ny fifaninanana scooter “Challenge National”.
Hetsika nokarakarain’ny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Tontosa, omaly, ny lalao famaranana teo amin’ny dingana voalohan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy N1A lahy sy vavy.
Fifaninanana...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mbola noporofoin’ilay amerikanina vavy, Serena Williams, fa izy no laharana voalohany eran-tany ary mpanjaka eo amin’ny taranja tenisy, ankehitriny.
Ny asabotsy lasa...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Araka ilay voalaza, noraran’i Frantsa tsy hahazo hivahiny any amin’izy ireo ny filohan’ny Tetezamita mivady.
Ho an’ny CT Randrianasolo Nicolas, « efa...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Manaraka ny lojika. Resabe ny fanamafisan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) ny fanambarany. Amin’ny maha mpitsara azy, nilaza ny mpikamban’ny CST, Maharante...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Niaiky ny praiminisitra, Beriziky Omer, fa tsy nanao sonia ilay fanemorana ny datim-pifidianana ho amin’ny 23 aogositra, nivoaka farany teo.
Nilaza izy tany Antsirabe, raha sendra...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Ho raikitra amin’ny 23 aogositra ihany ve ny fifidianana filoham-pirenena? Mbola misy fifandroritana eo amin’ny governemanta sy ny Cenit. Mety mbola hiova io datim-pifidianana...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
RFIMadagascar: Paris ne reconnaîtra pas l'élection si les candidats ...Romandie.comL'élection présidentielle à Madagascar, étape indispensable au rétablissement de la démocratie, a...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Dans le cadre de la mise en œuvre de son programme « English accès microscholarsip program », l’ambassade des Etats-Unis a octroyé des bourses...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Afin de renforcer la lutte contre le paludisme, le ministère de la santé publique en partenariat avec l’OMS a inauguré un Centre National de Lutte contre le...