-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mozika sy dihy, noravahan’ny tamberina nitety ny 25 taona lasa. Izany no indray nifamahofaho nandritra ny fampisehoan’ny tarika Johary.
Hira 40 teo ho eo! Mety tsy mino...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Nanome toky ny filohan’ny Tetezamita, nandritra ny fiarahabana tratry ny taona teny Iavoloha, ny volana janoary teo, fa hanamboatra lalam-baovao avy aty an-drenivohitra mankeny Ivato,...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
600 ireo mpianatra nandray anjara amin’ny hetsika «Miaina miaraka» taona 2013 teny amin’ny kianjan’Alarobia, ny alakamisy teo.
Avy amin’ny foibe miahy...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
«Tsy ampy lanja ny zaza efatra amin’ny 10 ho an’ny faritra ao Vakinankaratra, ahitana distrika fito», hoy ny mpiandraikitra ny fandaharanasa fanjarian-tsakafo eny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mouvance Ravalomanana : La candidate de la mouvance Ravalomanana, Lalao Ravalomanana Rakotonirainy était hier en visite à Antsirabe, accompagnée, entre autres, des...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Miverina mandray ny asany avokoa ny mpiasan’ny hetra rehetra manerana ny Nosy, anio alatsinainy. Mijanona, araka izany, ny fitokonana nataon’izy ireo, ny herinandro lasa...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Andiany telo ny valala mirongatra any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, ankehitriny. Nanomboka ny 3 jona teo, nizara andiany roa ny andiany iray, nandalo tany amin’ny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Niara-nankalazaina tany Antsirabe, ny 8 jona teo, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana (JME 2013) sy ny Androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo.
Nifantoka...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
La semaine dernière notre directeur de publication, Franck Ramarosaona, a reçu une convocation émanant du Service provincial de la police judiciaire sis à...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Profitant de l’inauguration de son quartier général dans le Vakinankaratra, le parti «Mientana ho an’ny demokrasia», de par son leader, Pierrot...