-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tra-tehaky ny zandary manao ny asan’ny polisy an-dalambe, nandritra ny fisavana entana, ny rongony milanja 20 kilao mahery.
Araky ny nambaran’ny komandin’ny borigady...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
“Mila vonjy Alaotra: manjaka ny kolikoly avo lenta”. “Tsy fandriampahalemana, halatra omby, vono olona, doro trano: avereno ny Das”. “Ady tany, ady vary: maro no...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Olona efatra maty, (zandary iray, zanaka zandary, mpianaka roa) sivy maratra mafy. Izany no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Ankilivalo Androka, distrik’Ampanihy omaly maraina....
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Noho ny tsy mbola fisian’ny didim-panjakana mamaritra mazava ny fanemoram-pifidianana, niara-nanomboka fampielezan-kevitra tao amin’ny Immeuble Trois Frères...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Afa-nifaly ireo mponina ao La Réunion kely Ampefiloha ao anatin’ny asaramanitra. Tokantrano 250 nanorim-ponenana eo an-toerana no notoloran’ny fikambanana malagasy miaro ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Niara-nientana ny mponin’i Toliara I, omaly, nanadio ny tanàna. «Fiatrehana ny fetin’ny Fahaleovantena ao anatin’ny fahadiovana no tanjona», hoy ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Nifamotoana tetsy amin’ny tranompokonolona Andohatapenaka, omaly, ireo fianakaviana maherin’ny 2.000 izay notsimbinina manokana amin’izao fetin’ny asaramanitra...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
«Moramora» ! teny ahafantaran’izao tontolo izao an’i Madagasikara io. Nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena fa ny 92%-n’ny Malagasy no miaina anaty...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tsy fantatra intsony na mbola misy tompon’andraikitra mananaa vahaolana amin’ ity resaka delestazy any Toamasina ity na tsia. Nandritra ny faran’ny herinandro teo, adiny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny tetikasa tontosain’ny JEF GSP sy ny WWF vatsin’ny Pnud ara-bola ato anatin’ny lembalemban’i Mahafaly, nanomboka ny taona 2010, Rtoa Fatima Samoura, ny...