-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
400 miliara euros no heverina hamokarana angovo avy amin’ny masoandro, aty Afrika sy any Eoropa amin’ny alalan’ny tetikasa Desertec, alohan’ny taona...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tratra aoriana i Frantsa momba ny famatsiana angovo azo havaozina (masoandro, rivotra, fako ahodina).
Mahatsapa ihany koa ireo mpandraharaha sy fikambanana frantsay miasa...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Tsy misy fiafarany ny fikasana sy ny fanondranana an-tsokosoko hazo andramena any Antalaha. Fiarabe feno bolabola no tratra ny asabotsy teo ary nahita izany tany an-toerana ny praiminisitra,...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Niroso aloha. Nankalaza ny faha-53 taonan’ny niverenan’ny Fahaleovantena malagasy niaraka tamin’ny kaonsilintsika ao Bordeaux, Frantsa, ireo Malagasy mila ravinahitra ao...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Araka ny fanambaran’ny eo anivon’ny masoivoho Amerikanina, omaly, mailo izy ireo, manoloana ny savorovoro politika eto amintsika ka nandefa hafatra ho an’ireo terataniny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Halohalika ny ranombary ? «Ampy izay… Miantso ny FFKM sy ny Foloalindahy izahay mba hifanaraka ka handamina haingana hivahan’izao krizy izao fa efa latsaka an-katerena ny...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Raha tsy misy ny fiovana, hihazo ny any amin’ny faritr’i Menabe, manomboka anio, Ravalomanana Lalao, kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena.
Handalo any...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
Naneho ny heviny momba ny famahana ny krizy eto Madagasikara tamin’ny onjampeo RFI, omaly, i Ablassé Ouedraogo, anisan’ny efa nanelanelana teto.
Niaiky ny tenany fa...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
A la veille de la célébration de la fête de l’Indépendance, Serge Rakotomavo, numéro un du premier arrondissement, a déclaré que la...
-
Mardi 25 juin 2013 à 00:00:00
La célébration de la fête de l’Indépendance du 26 juin, du défilé militaire de Mahamasina au banquet d’Iavoloha aura une saveur...