-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Efa teo am-piomanana ny hanao fitokonana ireo polisy ao Bazarikely Toamasina, omaly manoloana ilay raharaha ny Inspektera Théo.
Voalazan’ny loharanom-baovao marim-pototra fa...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Vehivavy iray no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany fahavalo eny Analamahitsy, ny talata hariva teo. Milaza izy fa hoe mahatafiditra ho mpiasam-panjakana toy ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina tao amin’ny foibe Alliance française Antsirabe, ny 4 jolay teo, ny tetikasa hananganana ny Foibem-pampandrosoana ny eny ambanivohitra (CDR).
Tetikasa...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Mifanandrify ? Hidina an-dalambe indray ny mpitari-posy sy ny taxi, any Mahajanga ny asabotsy izao, ary fantatra fa hanao hetsika mahery vaika izy ireo, amin’io fotoana io.
Fotoana...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Nipoitra indray, rehefa ela tsy tazana. Niteny amin’ny maha depiote Tim teo aloha azy, i Mananjara Fidison na Rasomotra, mpikambana ao amin’ny CT. Nambarany niaraka...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Miely anaty tranonkalam-pifandraisana ny fikasan’ny miaramila sasany haka fitondrana. Efa nisy ny anarana niparitaka, hitarika izany nefa tsy vaovao eo amin’ny Foloalindahy sy ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Na mbola amin’ny ampahany ihany aza, vita iny ny fanarenana ny Tranompokonolona Analakely. Azo inoana fa ho afaka hampiasa izany avokoa ireo rehetra manaiky ny fepetra apetraky ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Nametraka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiny ho depiote tetsy amin’ny Boriborintany I, omaly, Andrianarivo Jonah sy Rasehenoarisoa Monique. Teny fanevan’izy ireo sady...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Tofoka ny mpanara-maso fifidianana KMF/Cnoe. «Andraikitra goavana ho anareo mpanao politika ny mitantana firenena, nefa ianareo ankehitriny no lasa olana tsy mahatanteraka ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Rava maina. Tsy nahomby ny fiantsoan’ny CST ny governemanta, omaly tolakandro. Tsy tonga ny praiminisitra, lehiben’ny governemanta, Beriziky Jean Omer.
Minisitra fito...