-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Madagascar : La Banque mondiale s ' inquièteLe FigaroIl suffit d'une volonté politique et d'une volonté de la population pour renverser la situation", a estimé le responsable de la...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Mont Saint Michel, toerana fivahiniana masina any amin’ny faritra Normandie, avaratr’i Frantsa. 1304 taona izao ny Mont Saint Michel, vakoka iraisam-pirenena eo ambany...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fitetezam-paritra. Anjaran’ny any Ambohitrony, any Andriampamaky indray ny hahita ny “Seho manadala”, iarahana amin’i Arikaomsa Randria sy ireo mpilalao...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Hatreto aloha, tsy azo lavina fa anisan’ireo mpanakanto vitsivitsy mitondra ny mozika malagasy eo amin’ny tsena iraisam-pirenena i Régis Gizavo.
Antony iray...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Vaovao lehibe telo no nampahafantarin’i Jerry Marcoss ny mpanao gazety, omaly teny amin’ny foiben’ny JM Pro, 67 Ha.
Anisan’izany ny filazany fa «manomboka...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
« Manan-talenta ny Malagasy ». Tsy vitsy ny vahiny vaky vava ary nanambara izany. Matetika, ireo lasa lavitra ka niampita ranomasina any ivelany any no itarafana izany....
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Nidina teny amin’ny Cnapmad Ankorondrano ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis, omaly. Nijery ifotony ny fizotran’ny fanontana ireo laza adina ho an’ny...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
13 ireo mpivady niroso amin’ny fisoratam-panambadiana ara-dalàna, omaly tetsy amin’ny boriborintany I. Anisan’ny zokiny indrindra tamin’ireo mpivady ireo...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
Feno 20 taona ny birao mpandrindra ny asa sosialy eny anivon’ny Ekar diosezin’Antananarivo (Bucas). Hanomboka rahampitso ny hetsika fanamarihana, eny amin’ny Falda...
-
Vendredi 05 juillet 2013 à 00:00:00
67 ny « urgentiste » malagasy amin’izao fotoana izao, izay miparitaka amin’ny faritra fito manerana ny Nosy Antananarivo, Toliara, Farafangana, Toamasina, Antsiranana,...