-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Nahazo vava be saika niafara tamina herisetra mihitsy Ingahy Berthin «Zoto», mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasy vantany vao nivoaka ny kianja filalaovana, omaly,...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Ratsy fiafara ny tokantranon’ireto mpivady, monina ao Miaramasoandro Vatofotsy, ny talata hariva lasa teo. Taorian’ny fifamaliana izay nanaitra ny mpiray tanàna...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Nitondra fanazavana sy fanamarihana ny fianakavian’ ilay lehilahy, voakasik’ilay lahatsoratra nivoaka teto amin’ny gazety Taratra, pejy faha-2, ny talata 9 jolay teo,...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Noraisim-potsiny ! Saron’ny polisin’ny Fip ny zoma teo ny jiolahy iray vao 22 taona raindahiny amin’ny fangalarana môtô eny amin’ny Karaoke.
Araka ny...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Mirongatra izaitsizy ny fivarotana rongony eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Na lahy na vavy, tratra mivarotra izany avokoa. Telo isan-kerinandro eo, farafahakeliny, no saron’ny...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy ho ela intsony dia hanafika ny renivohitra, eto amin’ny faritra Analamanga ny andiam-balala.
Araka ny vaovao farany avy amin’ny minisiteran’ny fambolena, efa any...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
«Olona sivy no voatondro sy voarohirohy ho atidoha nikotrika sy nanatanteraka ny fanafihana. Nidina tany an-toerana izahay nanatontosa ny fanadihadiana, niaraka tamin’ny borigady...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Higadona afaka dimy andro ny datin'ny fanadinam-panjakana voalohany CEPE manerana ny Nosy. Totoafo, araka izany, ny faradoboka famerenana ataon'ireo sekoly.
Singanina manokana amin'izany...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Hitsidika an'i Madagasikara, ny 15 ka hatramin'ny 16 jolay ho avy izao, ny manampahaizana manokan'ny Firenena mikambana (ONU), Najat Maalla M'jid.
Mahakasika ny varotra olona, indrindra...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Depuis quelques années, l’établissement des statistiques a été interrompu faute de moyen financier. Toutefois, les valeurs mises en exergue à la suite...