-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
« Nikatso tanteraka ny raharaha rehetra teny amin’ny minisiteran’ny Asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy, nanomboka omaly ary tsy voafetra ny hetsika...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
“Ny mozika, toy ny teny iraisan’ny tontolo” (dika malalaka). Hifototra amin’izay lohahevitra mifono fiarahana sy fifampizarana izay ny seho sehatra manaraka...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Hiavaka ny fampisehoana hotontosain’ny fikambanana Ny valiha, atsy amin’ny Nosy La Réunion ny zoma izao.
Randafison Sylvestre, ilay «rain’ny valiha»,...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Raha nandravaka seho an-tsehatra na hetsika notontosaina mpanakanto hafa no nahitana ny tarika Trio Ibetsimihilana tao anatin’izay volana maromaro niforonany izay.
Tsy izany...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Le président de la Transition, Andry Rajoelina poursuit son périple dans la partie nord du pays, dans la Sofia, après l’inauguration officielle de...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mbola kivy amin’ny famahana krizy ny Gic-M. Araka ny fampitam-baovaon’ny fiadidiana ny Praiminisitra, niantso ireo mpanao politika handray ny andraikiny ireto ekipan’ny...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
"Omena fe-potoana fohy ny fitondrana Tetezamita hanapahan-kevitra amin’ny fanatanterahana ny fehinkevitra." Io no anisan’ny fehinkevitry ny atrikasa nataon’ny...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Nitohy tany Imerintsiatosika fitsidiham-paritra ataon-dRavalomanana Lalao, omaly. Navoitrany tamin’ny lahateny ny tokony hanehoana firaisankina sy ny fifamelana manoloana izao...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
"Ny olana : rehefa tsy mety amin-dRavalomanana sy Rajoelina ny fandehan-draharaha ataon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena momba ny firotsahan-kofidin’izy ireo dia lazaina ny...
-
Jeudi 11 juillet 2013 à 00:00:00
Na ny eto an-toerana na ny vahiny, samy mangataka ny fanovana ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES). Amin’ny fomba ahoana ?
Maneho ny fijeriny ny mpahay lalàna...