-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Des révélations ne cessent de tomber de tout bord ; elles risquent même de créer la pagaille dans les hautes sphères politiques et diplomatiques. Plusieurs...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nandrenesam-peo. Samy nisafidy ny hangina ny tsy haneho hevitra momba ny fe-potoana 15 andro, nomen’ny Vondrom-pifandraisana iraisam-pirenana (Gic) mba hisintahany ireo...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Mikatso ny asa. Tsy misy vola fampandehanan-draharaha any amin’ny rantsa-mangaikan’ny Cenit, toy ny CED any amin’ny distrika. Nambaran’ny filohan’ireo CED...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Miverina indray ny resaka vola fanampiana ny fokontany sy ny kaominina. Nohamafisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana, Tsiranana Ruffine, tao amin’ny fiasany, omaly, fa efa...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Ho raikitra ihany ? Hiatrika fivoriambe tsy ara-potoana miaraka amin’ireo manampahaizana momba ny fifidianana avy amin’ny Firenena mikambana (ONU), anio, ireo mpikambana rehetra...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Itambesarana olana tsy voavaha isan-karazany ny fiainam-bahoaka any amin’ny distrikan’i Morombe, ao amin’ ny faritra Menabe.
Mirongatra ny asan-dahalo ka mandry...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
« Hametraka fotopisainana miaro ny tontolo iainana sy hitarika fiovam-pitondratena manoloana ny tontolo iainana any amin’ny faritra ho tombontsoan’ny taranaka faramandimby...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hitsangana ny CSt Rasambozafy Cyrille sy Alain Andriamiseza, hanohy ny tolona nataon’ireo zokibe toa an-dry Ralaimongo sy Monja Jaona tany aloha ho fanavotana ny vahoaka sy famerenana...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy misy fifidianana amin’ity taona ity raha tsy eo ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Tsy miala amin’io teniny io ny filohan’ny CENI-T. Tsy nivoana tamin’izany ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Diso avokoa ny eritreritra nilaza fa mifaninana ny vondrona iraisampirenena sy ny FFKM amin’ny fitadiavam-bahaolana amin’ny krizy misy eto Madagasikara. Diso ihany koa ny filazana...