-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hetsika iray miavaka eo amin’ny tontolon’ny jazz ny « Walking jazz », noho izy manome vahana ny tanora hifandray mivantana amin’ny mpankafy.
Hiato kely ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Notanterahina teny amin’ny kianja filalaovana tenisy Ambohibao, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, ho an’ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hatomotra kely ohatry ny oron-tsaka. Ny 19 jolay – 4 aogositra izao, any Barcelone, Espaina, no hanatanterahan’ny federasiona iraisam-pirenena eo amin’ny taranja lomano...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Nirongatra hatrany ny fanondranana an-tsokosoko hazo andramena tato ho ato. Tsy hita izay andraikitra tena raisin’ny fanjakana, araka ny fijerin’ny fikambanana fiarahamonina...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Manampy ireo orinasa miara-miasa aminy, manome tolotrasa azy ny Tetikasa Ambatovy. Notanterahina ny 19 jona, ny 2-4 jolay teo ny fiofanana ho an’ireo mpampiofana, mikasika ny ady...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Nosafidina manokana i Nosy Be nametrahana ny tetikasa fampandrosoana Pôle intégré de croissance (Pic), miaraka amin’i Taolagnaro, Antananarivo sy...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Mitentina 300 miliara dolara ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara, mbola tsy ao anatin’izany ny solika. Fanadihadiana nataon’ireo manampahaizana momba ny harena...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Efa vonona avokoa ny lamina ara-teknika mikasika ny fampiasana ilay « carte grise » vaovao biometrika, fa ny fanendrena ny tompon’andraikitra avy any amin’ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hentitra amin’ny Gic sy ny mpanelanelana ny fanehoan-kevitry ny MFM tamin’ny alalan-dRaveloson Constant, tao amin’ny Magro Behoririka, ny asabotsy teo.
« Tena...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Inona na ahoana ihany ny hivoahana amin’izao krizy izao? Ny an’ny ankolafy Zafy Albert, fanaovana fifidianana volavolana Lalàmpanorenana.
"Sarotra ny hampitaha...