-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nifanaraka ny governemanta malagasy sy ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) tamin’ity volana jolay ity ho an’ny faritra Atsimo Andrefana. Mpamatsy vola ny Tahiry...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Mihevitra ny hanampy ny orinasa any aminy ny governemanta amerikanina amin’ny alalan’ny fampiasam-bola aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika.
Mbola tsy mazava na...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ihany ny fanamparam-pahefana ataon’ny mpitondra ambony maro. Vao tonga eo amin’ny fitondrana na mahazo toerana ambony ny sasany, mitady ny fomba rehetra avy hatrany...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nivoaka ny didy. Sazy mihantona roa volana an-tranomaizina no nomen'ny fitsarana ny kandidà Razafiarison Laza sy ireo fito lahy mpiambina azy, omaly, tao Anosy. Tsy afaka madiodio...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Lany tsy nisy nitsipaka, omaly, ny fandaharam-potoam-pivorian'ny CST tao Anosikely. Asam-baomiera ny anio maraina ary fandinihana sy fandaniana ilay tolo-dalàna fanitsiana ny...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Notsarovan'ny tany Besalampy, ny faran'ny herinandro teo, ny kardinaly Razafindratandra Armand G. na mbola amin'ny herinandro aza no tokony hanamarihana izany. Nanaovana tsangambato milanja 4...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy tokony hanova ny didim-pitsarana efa navoakan'ny CES teo aloha, amin'ny maha didy tsy azo ivalozana azy, ny fijoroan'ny CES vaovao.
Izay no fanehoan-kevitry ny mpahay lalàna...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nandeha ho azy ? Na efa nampoizina... Nolanin'ny CT tsy nisy fanovana ny volavolan-dalàna fanavaozana ny Ces.
Efa nampoizina ? Nolanin'ny CT tsy nisy fanovana, tamin'ny...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nampiomana ny mpandala ny fomban-drazana ny fikambanana Zanadranavalona fa hisy fiovana ny fomba hoenti-mankalaza ny taom-baovao malagasy eny Anosimanjaka, amin'ity taona ity.
Tsy fitia...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Voakorontana vokatry ny fikasana mpandraharaha sinoa haka ny taniny ny fiainan'ny mponina amina tokantrano maromaro ao amin'ny fokontany Avaratetezana, kaominina Ampitatafika, eny amin'ny...