-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nizotra tao anaty filaminana ny Bepc, omaly tontolo andro, ankoatra ny olana madinidinika izay voavaha avokoa. Manomboka avy hatrany koa ny fitsarana ny taratasim-panadinana amin’ny...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Raha ny famaritan’ireo manampahaizana manokana momba ny tantara sy ny fomba amam-panao : « ny fananana tanindrazana, tenindrazana, tantara sy fomba amam-panao» no maha...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy teto an-toerana ihany fa hatrany ivelan’i Madagasikara mihitsy no niriariavan’ny tsipy teny «Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko».
20 taona...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
BFT Analamanga. Io no ekipa nandrombaka ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy N1B vehivavy. Fifaninanana notanterahina tany Mahajanga, tao amin’ny kianja mitafo,...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Mikarakara fifaninanana nomena ny anarana hoe “Tournoi du Marovatana”, ny seksion’ny tenisy ao Marovatana.
Hotanterahina ny 5 ka hatramin’ny 17 aogositra izany,...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nofy ratsy. Tsy mbola hita tabilao amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja lomano i Madagasikara, hatreto.
Niteraka resabe kosa ny fandrafetana ny ekipa...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Toeram-pialamboly sy fisakafoana vaovao, manampy ireo efa misy ny l’Oriental eny Ambodivoanjo, Ivandry.
Nisy ny fampahafantarana ny toerana sy ny tolotra ao aminy tamin’ny...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
“Takarivan’Antananarivo; tsiahy sy hehy an-kira”. Manintona ny anarana, ary mahaliana ny tolotra. Fantatra tokoa mantsy fa eo am-piketrehana seho miavaka indray ny LH Pro,...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
Nahomby, araka ny fanamby napetraka, ny tetikasa fanampiana ny tanora tantsaha mpandraharaha niarahan’ny Bad sy ny minisiteran’ny Fambolena.
Vokatra maro nampirantiana tany...
-
Mardi 30 juillet 2013 à 00:00:00
30 taona izao nisian’ny foibe fanofanana fampiasana milina ho an’ny fambolena any Antsirabe na ny CFAMA*. Ny 24 jolay teo ny namoahana ny andiany vaovao tamin’ny fankalazana...