-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Filam-baniny ? Hiakatra fitsarana, ny zoma 2 aogositra izao, indray ny raharaha mikasika ny haino aman-jery Kolo TV sy ny Kolo FM.
Efa nahemotra indroa ity raharaha ity, ary...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fampitomboana ny faritra arovana vaovao (Nap) eto amintsika.
Anisan’izany ny faritrala any Ambohidray Moramanga, tanterahin’ny Fondation pour les aires...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Efa mihatra ho an’ny sasany amin’ireo mpitondra ny tetezamita ny famaizana iraisam-pirenena. Misy ireo tsy nomen’ny firenena vahiny sasany « visa », nefa...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Ho avy indray ! Higadona, anio eto amintsika ny lehiben’ny mpanelanelana eo anivon’ny Sadc, Joacquim Chissano. Anisan’ny anton-diany eto ny fijerena ny fampiharana ireo...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
« Marina, tompon’andraikitra voalohany amin’ny fitantanan-draharaha ny governemanta, saingy olana goavana eto amin’ny firenena ny fisian’ny mpanatanteraka roa...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Nangingina. Nivoaka tampoka, omaly, indray ny lisitr’ireo nahazo famotsoran-keloka na amnistia amin’izao famahana krizy izao.
Eo am-piandrasana izay hapoakan’ny Gic-M...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Lany tsy nisy fanovana teny anivon’ny CT ny volavolan-dalàna momba ny CES. Hanao ahoana? "Zava-doza ny fampidirana mpanao politika ao amin’ny CES", hoy Raveloson...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Hatao ao amin’ny foibe Valbio Ranomafana-Fianarantsoa manomboka ny faha-4 aogositra izao ny kongresy iraisam-pirenena momba ny “prosimians”.
Fivoriana lehibe indrindra...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Un projet de loi a été adopté en conseil du gouvernement hier à Mahazoarivo, complétant certaines dispositions du décret n°2003-192 du 04 mars...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Le statut des hôpitaux est stipulé dans le décret n°2012-811 du 11 septembre 2012. Mais depuis l’avènement des « Hopitaly Manara-penitra », le...