-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Ny kely mety aminy, ny lehibe efa mety aminy rahateo… Maro izay sehatra niakaran’ny tarika Mahaleo izay, tao anatin’ny 40 taona mahery nisiany.
Efa hitany ny goavana...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Nohavaozina ny fotodrafitrasa maromaro teo anivon’ny sekoly tsy miankina Descartes, Ifarihy, Ankaraobato vokatry ny fanohanan’ny Fondation Tany Meva. Tao anatin’ny tetikasa...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
150 ireo zazalahikely noforaina maimaimpoana tetsy Avaradoha, boriborintany fahatelo omaly. Ny fikambanana Flash Mad sy ny toeram-pitsaboana telo eny an-toerana no nikarakara ity hetsika ity....
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Raha nizotra tsara ny fanombohana ny fitsarana ny taratasim-panadinana ho an’ny foibem-pitsarana ao amin’ny lycée JJ Rabearivelo sy lycée Moderne Ampefiloha, tsy...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Nangina tanteraka omaly teny amin’ny oniversiten’ Antananarivo. Tsy sahy nanao fitokonana akory ireo mpandraharaha teny an-toerana. Nisafidy ny hangina ihany koa izy ireo, tsy...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Tapitra hatreo ny afera momba ny fandefasana vehivavy hiasa any ivelany, indrindra ny any amin’ny firenena arabo.
Hatramin’ny fikasana hanondrana vehivavy 500 isam-bolana...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Beaucoup de couples se sont rencontrés via les réseaux sociaux. Quand la relation est encore virtuelle, elle a l’air forte et intense. Mais combien de temps cela va-t-elle...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
La Banque Gabonaise et Française Internationale (BGFI) a décidé de s’implanter dans la ville de Toamasina dès le début de ce mois d’août,...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Tinapaka, nandritra ny filankevitry ny governemanta omaly teny Mahazoarivo, fa hoesorina ireo olona nanorin-trano tsy ara-dalàna eny Nanisana eo amin’ny tanim-panjakana bodoiny,...
-
Mercredi 31 juillet 2013 à 00:00:00
Hampiavaka ny hetsika «Salon de l’habitat», amin’ity taona ity, ny faharoa taonan’ny Arts de l’océan indien, izay hanana toerana malalaka manokana...