-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Herinandro vitsivitsy izay, lasa resaka eny amin’ny fokontanin’i Talata Andraikiba sy ny manodidina ny fahitana ny ranon’ny farihin’Andraikiba izay zary lasa...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Betsaka ireo manao asa tanana avy amin’ny hoditra eto Madagasikara, toy ny hoditr’osy, ondry, voay, bibilava, omby.
Ny avy amin’ny hoditr’omby no be mpanao...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Nohitsin’ny praiminisitra Beriziky Omer ny antony tsy mampahomby hanakanana ny trafika andramena ankehitriny.
Anisan’ny novakiny bantsilana ny lafiny fitsarana sy ny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Raha tsy misy ny fiovana, hifidy ny ho filohany ireo mpikambana 18 mandrafitra ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) anio etsy Ambohidahy. Anisan’ireo kandidà...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela. Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), omaly araka ny didy navoakany, ny hitsivolana niainga teo anivon’ny filankevitry ny minisitra,...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
“Afaka miara-miasa sy mivavaka isika. Androany no andro nataon’i Jehovah hihaonantsika. Mahatsiaro ny adidy sarotra raisina eto amin’ny firenena aho, nefa faly aho mahita...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Tsy hoe tsy mendrika na tsy mahavita azy akory ireo mpikamban’ny CES vaovao, fa noho ny fisian’ny lalàna vaovao no hametrahana CES vaovao, araka ny nambaran’ny tonia...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Miharatsy ny fiarahamonina ao amin’ny toeram-panofanana ho mpampianatra amin’ny fanjakana ao Belemboke-Toliary II, amin’izao fotoana izao.
Raikitra ny valifaty...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Les habitants du village d’Ankoronga, situé dans la commune rurale de Miary, à 9 km de Toliara, ont effectué pendant deux jours, les 9 et 10 août un exercice...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Réduire de moitié la proportion de la population qui souffre de la faim dans le monde jusqu’en 2015. L’organisation des Nations-Unies (ONU) estime possible...