-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Betsaka ireo basy tsy tafaverina any amin’ny tobi-miaramila nandritra ny krizy. Saika ireo basy nampiasain’ireo mpiambina tao amin’ny lapan’Ambohitsorohitra, ny 7...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Nitsotra ny praiminisitra Beriziky Omer, omaly, mikasika ny trafikana andramena, fa « manao ny ataony foana ireo tsy mataho-tody ».
Amin’ny maha Malagasy, teny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Hisy fahatsarany ny toekarena afrikanina, amin’ity taona 2013 ity sy amin’ny taona 2014. 4,8 % sy 5,3 % ny fisondrotry ny harinkarem-pirenena ankapobeny aty Afrika,...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Nitokona, nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy tanteraka ny fitakiana, ny mpiasan'ny fampiroboroboana ny any ambanivohitra atsinanana eto Toamasina. Ao amin'ny tokotany malalak'ity...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Karazany telo ! Mandinika akaiky ireo mpianatra malagasy any Sina ny mpanatanteraka, tarihin’ny praiminisitra Beriziky Omer. Nisy ny fihaonany sy ny minisiteran’ny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Ny ekipan’ny Estrella sy ny Esca no tena nisongadina ary nandrombaka fandresena be indrindra teo amin’ny “3e Open international de l’ocean Indien”,...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Andro telo izay no tontosa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ ny taranja atletisma, tontosaina any Rosia. Hatreto aloha, mitarika amin’ny fahazoana medaly...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fanomanana ireo lalao iraisam-pirenena samy hafa ankehitriny ny Makis, sokajy “senior”. Ho fiatrehana izany, hohamafisina ny fiarovantena ary hianarana ny...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Manohana ny asa ataon’ilay vaomiera manokana momba ny andramena sy ny hazo sarobidy (Comité de pilotage) ny mpiara-miombon’antoka vahiny ara-bola sy/na ara-teknika (PTF),...
-
Mardi 13 aout 2013 à 00:00:00
Mitotongana be tamin’ity taona ity ny varotra fiara efa niasa avy any Eoropa. Fanamarihana nataon’ny mpandraharaha iray amin’ity sehatra ity izany.
Nambarany fa noho ny...