-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
«Hanomboka eny Vohifiraisana, Ambohijato rahampitso (anio) ny fihaonan’ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy mianaka amin’ireo solontena telo, avy amin’ireo filoha...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Nalevina, ny faran’ny herinandro teo, any Ambatondrazaka ny nofomangatsiakan’ny talen’ny arofenitra teo aloha, Rakotosihanaka Moise. Voatsiahy tamin’izany ny resaka...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Mbola nametraka fepetra. «Hoesorin’ny Sadc ny sazy sy ny fampiatoana an’i Madagasikara, saingy mitaky ny hiverenan’io firenena io amin’ny fenitra mifanaraka...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
"Tsy natao handravana didim-pitsarana ny lalàna." Io no nambaran’ny Me Razafimanantsoa Hanitra, filoha lefitry ny CST, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, tao...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Miasa avy hatrany ny CES vaovao. Ny mpitsara Rakotozafy François no voafidy ho filohan’izany andrimpanjakana izany. Ho sarotra ny raharaha miandry...
Ny...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Tsy nandeferan’ny fitsarana fa nalefany notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy avy hatrany ilay raim-pianakaviana nanolana ny zanany efa-bavy tsy ampy...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Mipoitra hatrany ny tsirin-kevitra hamoahana an’i Madagasikara amin’ny krizy.
Nitondra ny anjara birikiny tamin’ny fikaroham-bahaolana izao ny «...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Nijanona eo amin’ny tsenan’Ambohimanambola, efa ho roa herinandro, ny toeram-pamakiam-boky mifindrafindra entin’ny fikambanana Rotary club...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Le bibliobus du Rotary Club Antananarivo-Tsimbaroa opère depuis deux semaines sur la Place du marché dans le fokontany d’Ambohimanambola.
Unique en son genre...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
La fête du mimosa se déroulera ce week-end à Ambatolampy. Cette année, elle se démarquera des célébrations précédentes. En effet,...