-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Mbola mitarika, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby “Top 14”, ny Iarivo rugby club. Manana isa 26 ity ekipa ity,...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Dimy andro izay no lasa amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja atletisma, tanterahina any Moscou. Medaly volamena 18 no efa nozaraina.
Tsy...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Vonona hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, sokajy “junior”, hatao any Frantsa, ny ekipan’ny Club bouliste hunoh Antsirabe, izay tompondakan’i...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Ny hosodokon-dRazafindralambo Jean Nirina indray no handravaka ny efitrano malalaky ny Alliance française Antananarivo (AFT) etsy Andavamamba, ny 19 aogositra ka hatramin’ny 8...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Fanokafana isaky ny Paka any Antsirabe. Efa fotoana ifanomezana kosa ny “THB Tour” any Mahajanga rehefa volana aogositra, anatin’ny fialan-tsasatra.
Mialoha izany...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
AndroidDownload Manager est un gestionnaire de téléchargement de fichiers qui a spécialement été conçu pour les Smartphones et tablettes...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Nisy fifandisoana ny anaran’ny olona teo amin’ny sary, tao anatin’ny lahatsoratra « Banky iraisam-pirenena : Hohadihadiana ny tahiry andramena », nivoaka omaly...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Hampiakatra ny saran-dalana ho 400 Ar ireo taxi-be mampitohy an’Ambohimanarina sy Analakely, manomboka ny fiandohan’ny volana septambra ho avy izao. 300 Ar hatramin’izay ny...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Mbola mitaky ny hanalalahana ny fanondranana andramena ny Sendikàn’ny mpiasan’ny ala (Scofafor). Efa nanamafy anefa ny praiminisitra sy ny mpikambana ao anatin’ilay...
-
Mercredi 14 aout 2013 à 00:00:00
Kendrena ho lasa faritra arovana amin’izay ny any Ambohidray Moramanga, ny tendrombohitra antsoina hoe Montagne des Français any Antsiranana, ny any Antremo Mahajanga, ary ny...