-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Ny taona 1936 no nahavitan’ny lalamby mampitohy an’i Fianarantsoa-Manakara (FCE) mirefy 136 Km. Hatramin’ izao, io zotra io no miantoka ny fitaterana sy ny fihariana...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Araka ny efa nitateranay azy teto, matetika, tsy mazava mihitsy ny tena tian’ilay vazaha, Jean Louis Bérard, hatao amin’ity fitoriana tsy mitombina ny Tetikasa Ambatovy...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Mihantona ny fankatoavana ny fametraham-pialan’ireo mpiasam-panjaka manam-pahefana sy mpanao politika manam-pahefana kandidà ho filoham-pirenena. Tsy maintsy miandry ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Tonga amin’ny tsontsori-mamba isarahana ? Tsy mitovy fijery, manoloana ny toe-draharaham-pirenena, indrindra fa ny fifidianana ireo mpanao politika eo anivon’ny ankolafy isany,...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Tsy azo ianteherana intsony ? « Tsy mipetraka amin’ny tokony ho izy ny fitantanana ny firenena. Nohitsakitsahin’ny praiminisitra ny sori-dalana, nambara fa lehibeny sy hany...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Tsy mankasitraka ny fomba hanaovana fifidianana ny antoko Tambatra sy ny Komity miaro ny demokrasia (KMD) tarihin’ny PDS-n’i Fianarantsoa, Rakotoniaina Pety.
Nambarany...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Tsy ankitsitsy. Hiharan’ny famaizana ireo mpiasam-panjakana manam-pahefana na mpanao politika manam-pahefana kandidà ho filoham-pirenena rehetra nefa tsy mametra-pialana.
...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Maraina amin’ny afitsoky ny polisy iray mpiray vodirindrina aminy ao amin’ny fokontany Saropody, eny akaikin’i Tanjombato, ny fianakaviana mpandraharaha iray noho ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Loza mitatao amin’ny fahasalamam-bahoaka maneran-tany ny fanjifana paraky sy sigara.
Isan’ireo firenena lohalaharana amin’ny ady atao amin’ireo singa roa...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Niteraka savorovoro tao amin’ny faritra misy ny mpivarotra solomaso ao amin’ny tsenan’Andravoahangy ny fananganan’olon-tsotra trano ao amin’ny hitsin’ny...