-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Omaly no nampahafantaran'ny «Synergie nationale des auteurs éditeurs et libraires» (Synael) sy ny Ofim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana), ny fiarahan'ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Hilalao, na “hihaza sary” no marimarina kokoa, no tanjon'ny Oxygeniouz amin'ireo “safari photo” karakarainy.
Mitombo manaraka ny fovoaran'ny teknolojia ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Hahazo aim-baovao ny mpisehatra eo amin'ny tontolon'ny sarimihetsika malagasy.
Nambaran'ny talen'ny tahiry Tiasary, Raharison Thierry, fa eo am-panomanana ny fametrahana ny Ofisy...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Miatrika fiofanana eny Anosy ny mpiasan'ny minisitera isan-tsokajiny misahana ny ady amin'ny fifohana sigara.
Miompana amin'ny olana atrehin'izy ireo amin'ny fanatanterahana ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Ao anatin'ny volana aogositra sy septambra no manomana ny fitaovam-pianarana ho an'ny fiatrehana ny fidirana ny ray aman-dreny.
Nanomana hetsika ara-barotra « Back to school...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Nitombo 6.300 indray ny isan’ireo mpangataka asa any Frantsa, ny volana jolay lasa teo. Mahatratra 3.285.700 izao ireo mitady asa any Frantsa, araka tatitra navoakan’ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina, omaly, ny fitsanganan’ny tahiry manokana ho an’ny fiarahamonim-pirenena hiasa ho an’ny mangarahara sy ny fiverenan’ny tombontsoa eny amin’ny...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
«Efa vita tanteraka ny asabotsy teo ny fitsarana ny taratasim-panadinana ho an’ny taranja natokana ho an’ny teknika, ao anatin’ny fanadinana bakalorea 2013»,...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Hier, Catherine Ashton, chef de la diplomatie européenne, s'est félicitée du déblocage du processus de sortie de crise à Madagascar après que la cour...
-
Mercredi 28 aout 2013 à 00:00:00
Tsy ny Frantsay ihany ny mpizahatany mpandeha aty Madagasikara, fa manomboka liana koa ny hafa, toy ny miteny anglisy, ohatra.
Nambaran’ny orinasa mpikarakara mpizahatany iray, fa...