-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Zary nofinofy, ankehitriny, ilay fiteny hoe : « na ho lany aza ny ala atsinanana … ». Miharingana hatrany mantsy ny ala eto Madagasikara noho ny fanjifana...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Efa miarin-doha tanteraka ny orinasa Secren any Antsiranana, ankehitriny. Mahatratra 12 miliara Ar ny vola azon’ny orinasa, isan-taona, hatramin’ny nitantanan’ny tale...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Niainga ny fandrafetana antontan-taratasy lasitra ho an’ny fanarenam-pirenena. Natomboka tany Antsirabe, omaly, ny atrikasa fandrafetana ny Paikadim-pirenena ho an’ny...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
"Afa-nenina izahay ka hanazava amin’ny vahoaka any ifotony fa sarintsarina demokrasia io fifidianana io, hamerezan-jo ny vahoaka..."
Io ny fanehoan-kevitry ny filoha...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Mpanakanto iray, nisafidy ny hiara-dalana amin’ny antoko Vahoaka aloha na Avana, tarihin’ny profesora Robinson Jean Louis, i Tirike na i Enomeany Augustin.
Amin’izao...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Mbola tsy tena miainga ny fifidianana eto amintsika.
Nambaran’ny kandidà ho filoham-pirenena, Rabetsaroana Sylvain, tamin’ny resaka nifanaovana taminy, omaly, tao...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy tokony hihemotra intsony. « Tokony ho tanteraka amin’izay tetiandro efa voafaritra ny fifidianana », hoy ny praiminisitry ny marimaritra iraisana, Beriziky Jean Omer,...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Nitohy hatrany anivon’ny Lalaon’ny tany miteny sy mampiasa ny teny frantsay atao any Nice-Frantsa ny tsy fahombiazan’ny fanatanjahantena malagasy.
Niala maina, araka ny...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Vaky taraina ny mpitondra fiara maro, midina ny lalam-pirenena ho any Toamasina noho ny afitsoky ny mpangalatra entana ao Brickaville.
Fiara mpitatitra olona an’ny kaoperativa...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny zandarimariam-pirenena daholo, ary efa any am-pelatanan’ny fitsarana, hatry ny omaly, ireo namono nahafaty ny tompon’ny trano fandraisam-bahiny « Relais...