-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Mbola mitana ny sain'ny maro ao Sainte Marie ny raharaha famonoana an'i Fouthra Angélico. Tovolahy 26 taona mpianatra ao amin'ny oniversite Barikadimy Toamasina izy, saingy nanao...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny dingana fahadimy sahady, ny 14 sy 15 septambra izao, eny Andohatampenaka, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny slalom. Nampitondraina ny...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Nanjakan’ny ekipan’Analamanga tanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja volley, sokajy zandriny zazalahy sy zazavavy (U16/U19/U23).
Fifaninanana...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Manoloana ny tsy fandehanan’ny taranja tenisy ambony latabatra, ankehitriny, mitondra ny fomba fijeriny ity tontolo ity, ireo mpilalao fahiny.
Anisan’izany Andriatomanga...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Charity Mutegi, andriambavilanitra kenianina 38 taona, no nahazo ny loka iraisam-pirenena tamin’ny resaka fanjarian-tsakafo. Manampahaizana momba ny fambolena izy. Anisan’ireo...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina omaly tetsy Ambohijatovo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny rano teo aloha, Reboza Julien sy ny minisitra mpisolo toerana, Ndahimananjary...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina omaly tetsy Ambohijatovo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny rano teo aloha, Reboza Julien sy ny minisitra mpisolo toerana, Ndahimananjary...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy maintsy hiakatra izany ny vidin-tsolika, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Angovo, Marcel Bernard.
Tsy azo ihodivirana izany raha zahana tokoa ny fisondrotry ny vidin-tsolika...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Olana iray ny tsy fananan’ireo mpanao asa tanana fiantohana amin’ny loza mety hitranga. Notsiahivin’ny tompon’andraikitra ao amin’ny trano fiantohana iray izany,...
-
Mardi 10 septembre 2013 à 00:00:00
Nodimandry tampoka, omaly maraina rehefa namonjy fivoriana tao amin’ny minisiteran’ny Vola ao Antaninarenina, ny governoran’ny Banky foibe, mpisolo toerana,...