-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Raha ratsy ny vokatra azon’i Tsiverinarivo Fanantenana Nidah teo amin’ny taranja judo, sokajy -52 kg vehivavy, amin’ny “Jeux de la Francophonie 2013”, toraka...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Rendrika tamin’ny ora farany ny Le Requin Bleu-n’i Cap Vert. Nandresy an’i Tonizia izy ireo, teo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny «Mondial...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Eo am-panomanana ny hetsika ara-toekarena fanaony isan-taona ny Fivondronan’ny orinasan’i Vakinankaratra na ny Fiova amin’ny alalan’ny « Vitrine du...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
« Nidina be teo ny fahatongavan’ny mpizahatany, tsy noho ny krizy politika eto amintsika ihany fa indrindra ny krizy ara-toekarena any Eoropa », hoy ny tale...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Handray ny fivoriamben’ny Consortium africain des fonds pour l’environnement (Cafe) i Madagasikara, ny 14 hatramin’ny 21 septambra izao any Antsiranana.
Fanazavana...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Ambositra, Fianarantsoa ary Ihosy. Ireo no notsidihin’ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga (MMM), Andrianainarivelo Hajo farany tamin’ny herinandro,...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
« Iainana fa tsy terena ny atao hoe fihavanana ». Izay no fanambarana nataon’ny kandidàn’ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara, Rajaonarimampianina Hery tao...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Nitondra ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny sekretera jeneralin’ny Leader Fanilo, Rabeharisoa Eric. “Hikorontana eto raha tsy misy fifidianana”, hoy izy.
...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
« Miantomboka amin’ny fifampitokisan’ny mpitondra sy ny vahoaka ny fihavanana vao miteraka tanjaka », hoy ny kandidà Hery Rajaonarimampianina tamin’ny...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Fampihavanana no andraikitry ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy (FFM). Hatramin’izao anefa, tsy nahitana soritry ny fahombiazana ny zavatra nataony.
Voarakitry ny...