-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Le candidat de la Plateforme nationale des jeunes (PNJ-Mazava), Sylvain Rabetsaroana, n’a pas pu assister à la cérémonie de signature du pacte proposé par le...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
«Fisaorana ho Azy». Izay no rakikira faharoa nataon’i Psico, niarahany niasa tamin'ny Asaph, Vanilla, Miora Girardin, Tadio, Taratra, Pierrot, Sando ary Eric. Misy hira 10...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny tsy fahasalamana tanteraka. «Hikarakara cabaret izahay mpiara-mihira amin-dRailola ny zoma 4 oktobra izao, manomboka amin’ny 8 ora alina eny amin’ny SK...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
May tanteraka ity renim-pianakaviana iray 25 taona, vokatry ny afona solitany, teny Ambodirano Ampitatafika, ny asabotsy hariva teo.
Araka ny fitantarana, saika hamono tena ilay rangahy...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Olona miisa valo no indray maty nandritra ny fisamborana valala tany amin’ny tendrombohitr’i Tsiafajavona Ambatolampy, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny fanadihadiana tanteraka ny zandary ao Talatamaty, ankehitriny, mahakasika ilay famonoana sinoa sy malagasy nariana teny Andranotapahina.
Maro ny toerana efa nidinana...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Hotontosaina, manomboka rahampitso ka hatramin’ny alahady izao any Courneuve, Seine-Saint-Denis Frantsa, ny «fête de l’humanité» na ny fetin’ny...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy vao izao akory… Efa an-taonany maro izay no nisafidy ny hamerina sy hamelona ireo sanganasan’i Barijaona sy Odette Suzannah ny tarika Johary.
Na izany aza, efa ho...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Toerana anisan’ny mahasarika ny mpiala sasatra i Mahajanga hatramin’izay ka hatramin’izao. Vokatr’izay, tamana manatanteraka hetsika samihafa any ihany koa ireo...
-
Vendredi 13 septembre 2013 à 00:00:00
Ho fankasitrahana azy ireo sy ny mpanazatra, notolorana “opérateur mobile, internet et mobile banking” finday avo lenta iray avy Radofason Fabrice, Razafimanantsoa Dyno,...