-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Noho ny tsy fandoavan’ny kaompanian-tsolika ny hetra tokony haloany, zara fa mihodina 30% sisa ny sampandraharaha Tahiry hikojakojana ny lalana (Fer).
Nilaza ny sekretera...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy maintsy jerena ny rafi-panjakana, izay tsy manana ny maha izy azy intsony: lasa baranahiny fa tsy manao izay tokony hataony.
Izay no anisan’ny laharam-pahamehan’ny...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Mila manao lalana 100.000 km isika, ka 4.000 km isan-taona no vitaina amin’izany. Io no anisan’ny laharam-pahamehan’ny kandidà faha-13, Randriamampionona Joseph...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Nitohy, omaly rehefa niato kely ny propagandin’ny kandidàn’ny ankolafy Ravalomanana sy ny Avana, ny Dr Robinson Jean–Louis.
Anisan’ny notsidihiny ny tany...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
«Ampiasain’ny mpanao politika hanakorontanana ny fifidianana ny herisetra na fampihorohoroana na fifandonana isan-karazany».
Nivantana toy izany ny fanambaran’ny...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Taorian’ny sakantsakana nihatra tamin’ny kandidà Andrianainarivelo Hajo sy ireo kandidà depiote miara-dia aminy, mandeha koa izao ny fanilihana.
Nesorina...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Fotoana fidiran’ny mpianatra amin’ny sekoly isan-tsokajiny ity herinandro ity.
Mitaky fandaniana mihoatra ny andavanandro ny vanim-potoana toy izao satria andoavam-bola...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Mifamatotra tanteraka ny kandidan’ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara sy ny mponin’ny distrikan’Antananarivo-Atsimondrano ankehitriny.
Nitohy tao Itaosy,...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Nitety ny faritra Atsimo-Atsinana sy Ihorombe ny kandidan’ny VPM-MMM, Andrianainarivelo Hajo, tamin’ny talata teo.
Noresahiny tamin’ny mponin’i Vangaindrano ny...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Le candidat à la présidentielle du parti PNJ-Mazava Sylvain Rabetsaroana a choisi la sécurité du processus électoral comme thème à aborder en...