-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny governemanta malagasy sy Korea Atsimo, amin’ ny alalan’ny fiangonana protestanta Presibeteriana ao Siril (renivohitr’i Korea...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Ny asabotsy lasa teo, notokanana tamim-pomba ofisialy ireo mpikambana vaovao efatra mianadahy mpikambana ao amin’ny Rotary Club Lac Alaotra.
Anisan’ireo voafantina ho...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Nisantatra ny fidirana ho an’ny taom-pianarana vaovao 2013-2014 ny ambaratonga telo amin’ny sekolim-panjakana sy ireo tsy miankina nanomboka ny alatsinainy teo.
Manome ny...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy mitsaha-mivelatra ny fampianarana kabary eo anivon’ny Fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara (Fimpima).
Misokatra amin’izao taom-pianarana izao ny rantsana...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Notontosaina, ny 2 ka hatramin’ny 6 oktobra teo tany Californie, ny andiany faha-13 amin’ny Hollywood black film Festival.
Izy ity dia hetsika entina hanomezana sehatra sy...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Feno 10 taona ny ekipan’ny Espace Fitiavana, taranja baolina kitra. Ho fankalazana io tsingerintaona io, hisy “Jeux corporatifs”, karakarain’izy ireo, ny asabotsy 16...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Medaly alimo telo. Io no vokatra azon’i Madagasikara tamin’ny fiatrehana ny fiadiana ny tompondaka eran-tany teo amin’ny taranja kick-boxing.
Fifaninanana notanterahina...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Nitondra medaly nody eto Madagasikara ny atleta malagasy vehivavy, niatrika ny «Semi-marathon» iraisam-pirenena natao tasy Kaomoro, ny alahady lasa teo. Tsy nitondra na inona na...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy niandry ela ! Araka ny tatitry (30 septambra-4 oktobra) ny Fanaraha-maso ny vary (ODR) farany teo, niantraika avy hatrany tany amin’ny vidim-bary ny korontana, zazalahikely 8 taona...
-
Mercredi 09 octobre 2013 à 00:00:00
Valo volana tamin’ity taona 2013 ity, nisy teo amin’ny 38 miliara Ar ny fanampiana avy amin’ny fanjakana foibe ho an’ny faritra sy ny kaominina. Tsy tapaka ireny...