-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Nampihoron-koditra! Rakotra tsatoka antsy ny vatan’ny tovolahy iray antsoina hoe Dahely, hita faty tao Ambolomadinika Toamasina,
omaly maraina. Mihorohoro tanteraka ny mponina ao...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray no nahavita nanolana tamin’ny fomba feno habibiana ny zanany mianadahy, ny herinandro teo tany Tsiroanomandidy. Nametraka fitoriana mikasika ity fihetsika mamoafady...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Gaboraraka tanteraka! Samy manao izay tiany hatao ny mpamily fiara taksiborosy indrindra ny Sprinter ho an’ireo mampiasa ny lalam-pirenena fahefatra mihazo an’i Mahajanga.
Olona...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray, tompon’andraikitry ny fandraisana mpiasa makany ivelany no nalaina am-bavany teny anivon’ny polisy mpanao famotorana, omaly. Araka ny fantatra, misoloky...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
« Mampirisika ireo manam-pahefana malagasy izahay hanao ny hahazoana antoka fa mirindra araka ny tokony ho izy ny fanangonana ny voka-pifidianana ary hamoaka ny vokatra hoeken’ny...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
« Kara-pifidianana voadoro na tsy ampy, lisitry ny mpifidy tsy ara-dalàna, biraom-pifidianana voadoro na nihidy sy ny sisa… ».
Ireo no ren’ireo Komity...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Mailo ny rehetra. Miahiahy ny mety hitsimbadihan’ny voka-pifidianana koa ny Vondrona politika miara-dia – Malagasy miara-miainga (VPM-MMM) manohana ny kandidà Andrianainarivelo...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
“Miantso ny FFKM izahay mba hanohy ny dinika efa natombok’izy ireo ny volana mey teo. Tsy tokony hatahotra ny mety ho fampitahorana
na avy any ivelany na avy eto anatiny izy ireo....
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Nombre de bureaux de vote (confrontés) : 6 378 sur 20 001, soit 31,89% des bureaux de vote. Inscrits : 3 205 986 sur 7 823 305, soit 40,98% des inscrits. Votants : 1 872 575 Taux de participation...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Fanafihana vazaha indroa miantoana no niseho tao Nosy Be, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo. Nahatratra 14.000 euros ny vola voaroba, niampy volamena nitentina 21 tapitrisa Ar....