-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Niaraka tamin’ny Tselatra no nahafantarana azy fahiny. Mandeha irery kosa i Lija ankehitriny. Masaka ny nahandro, misy ny vokatra azo aroso.
Hamoaka ny rakikira « Irery aho...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola manana vahaolana, hatramin’izao, ny fanjakana malagasy momba ireo mpianatra mandranto fianarana any Sina. Nandeha tany an-toerana mihitsy ny sekretera jeneralin’ny...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Tafahoatra ny fandaniam-bolam-panjakana raha ampitahana amin’ny vola miditra, nandritra ny enim-bolana voalohany taona 2013, araka ny tatitra farany navoakan’ny Banky...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Efa mandeha ny hetsika rehetra hamonoana ny andiam-balala. Na izany aza, nampitombo azy ireo ny rotsak’orana voalohany teto amintsika, nahafahan’ny valala nanatody, toy ny tany...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Araka ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena, tsara ny varotra ivelany nandritra ny enim-bolana voalohany taona 2013 tamin’ity volana oktobra ity. Ny fanondranana harena...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
"Misy ny kandidà nampiasa vola mihoa-pampana, natao fafy katrana tetsy sy teroa nividianana ny safidim-bahoaka.
" Io no tatitry ny fanaraha-maso ny fifidianana...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Miova tsikelikely ny voka-pifidianana, arakaraka ny fahatongavan’ireo vokatra any anivon’ny distrika any.
Mahatonga ny ahiahin’ny kandidà sasany koa anefa ny tranga...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fitokonana sy fitakian’ny mpiasan’ny kaominina Antsirabe, noho ny tsy fandraisan’izy ireo karama volana aogositra sy septambra lasa teo.
Tapitra ny alatsinainy teo...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
100 lahy no indray nanafika tao amin’ny tananan’Imanja, any Morondava, ny zoma lasa teo. Nandravarava mihitsy izy ireo nandroba entana sy vola tao an-tanana, ankoatra ny...
-
Mercredi 30 octobre 2013 à 00:00:00
Voasambotry ny polisy teny Anosibe, afakomaly, ny valo lahy mpifoka rongony gagilahy. Ny iray amin’ireo sady mpivarotra no mpifoka ihany koa. Mpibata entana eny Anosibe eny avokoa izy ireo...