-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
“. Mihorohoro mihitsy ny olona noho ny afitsok’i Foara sy ny tariny", hoy ny zandary. Olona telo no maty notifirin’izy ireo, farany teo.
Lasa resabe any Andranovao...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Raha ny tokony ho izy, efa miditra amin’ny vanim-potoana fahavaratra tanteraka isika amin’izao fotoana izao.
Vokatry ny doro tanety anefa, mihantona ny orana eto amin’ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Polisy iray, mpiambina ny tanànan’ny praiministra Beriziky no naratra mafy sy tsy mbola mahatsiaro tena hatramin’izao vokatry ny lozam-pifamoivoizana nanjo azy, ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Nisy fiakarany ny rano eny Anosizato taorian’iny rotsak’orana ny asabotsy tolakandro teo iny. “Ahina ny hahatondra-drano ny faritra iva amin’izao vanim-potoana ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Nandritra ny fotoana nanateran’ny tompom-pasana voninkazo afakomaly no nahitan’izy ireo fa nisy namaky ny fasany eny Tsiafahy. Nampandre ny fokontany sy ny zandary avy hatrany ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Hatreto aloha, azo antoka ny hiverenan’ny anto-bola 50 tapitrisa Ar an’ny kandidà Andrianainarivelo Hajo. Nanomboka nahazo 10% mihoatra ny tenany, nandritra izay...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Fanitsakitsahana ny lalàm-pifidianana amin’ny alalan’ny fampiasana fitaovana sy olom-panjakana tany amin’ny faritra maro, nandritra ny fampielezan-kevitra sy...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Fa manomboka manao aroriaka sahady koa ireo kandidà sasany vita fitsaram-bahoaka tamin’ny fifidianana (tsy nahazo afa-tsy 0…% sy 1…%). Miezaka mitsikera araka izay...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
La réception des requêtes sur le scrutin présidentiel du 25 octobre 2013 a été clôturée hier auprès de la Cour électorale...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
A propos des électeurs omis de la liste, l'ancien ministre de la Justice, Imbiky Anaclet, aujourd'hui conseiller auprès de la Primature, apporte des explications sur la révision ou non de la liste...