-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Niady ny fihaonana. Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny andro voalohan’ny fifanintsanana amin’ny fifaninanana “Firaisankina Tour”, taranja basikety. Hetsika...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Nisongadina ny zava-bitan’ireo ekipan’ny ligin’Atsimo Andrefana, lahy sy vavy, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, omaly.
Samy nivoaka ho...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Hanomboka anio ary tsy ho tapitra raha tsy amin’ny faran’ity volana ity ny « Sar’nao », « festival » fanao isan-taona natokana ho an’ny ...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Mazava. Nanjakan’Antananarivo Renivohitra ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga, taranja karaté. Fifaninanana notanterahina, ny faran’ny herinandro teo, tetsy...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Maro ireo nahatsiaro ny seho nataony ny taona 2006. Fantatra kosa izao fa nigadona eto Madagasikara, hatry ny alakamisy teo indray i Maggie Blanchard,
ary tsy handalo fotsiny fa manomana...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Taona 2010, nivoaka ny « Izy no Andriamanitro »… Telo taona aty aoriana, namoaka ny rakitsary « Ny zanako » i Voahangy
. Ity no laharana faha-9 amin’ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina, teny Ambohimanarina ny alakamisy sy zoma teo ny asa tana-maro niarahana tamin’ny fikambanana fiaraha-mientana ho fampandrosoana ny faritr’Ambohimanarina (3FA)....
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Mikaikaika miantso vonjy ireo mpiasan’ny kaominina Ambohivohitra Antsirabe 500 mahery. Tsy mbola nandray ny karama volana aogositra sy septambra tamin’ity taona ity izy ireo.
Efa...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Fahitan-java-baovao ! Karazan-javatra maro no hitan’ny mpikaroka, sampana arkeolojia, ao amin’ny Tetikasa Ambatovy, nanomboka ny taona 2005, noho mankaty.
Ao anatin’izany ny...
-
Mardi 05 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny hita tao anatin’ny gazety boky vahiny iray Slate Afrique, tafiditra ao anatin’ny toerana be mpizahatany mamoafady aty Afrika ny any Nosy Be.
« Misy ny lalàna...