4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Les actualités de Madagascar page 2718

  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Tra-tehaky ny polisy ao Toamasina ny zoma maraina lasa teo i Le Grand  na i Malama sy Jean Charles, mpiray tsikombankomba aminy. Avy nanafika talen’ny orinasa iray, naka vola 6.000.000...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Ontsa zary tsy nisy nahaloa-bava ireo olona nahita ireto fatin-jaza kambana, maty nisy namono sy nanary tao anaty solefanina teny amin’ny Marais Masay, omaly hariva. Olona nitaingina...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Anisan’ny toerana izay anjakan’ny herisetra sy ny tsindrihazolena amin’ny endriny rehetra ny faritra iva. Halatra tany, fanafihana mitam-piadiana, vono sy herisetra...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Efa tafaverina  ireo zandary roa lahy, tratran’ny vela-pandriky ny dahalo tany Midongy Atsimo ny faran’ny herinandro lasa teo. ?iafina tao anatina bozaka ry zareo nandritra ny...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    "Nampitampim-bava ny vahoaka any ambanivohitra ny fampiderana fiara tsy mataho-dalana sy fitaovana sarobidy isan-karazany toy ny helikoptera. Hay misy volabe ihany, ka nahoana no tsy...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Entin’ny tompon’andraiki-panjakana anaovana fanomanana ny fampielezan-kevitra ny fiarakodiam-panjakana any amin’ny distrikan’i Betroka, faritra Anosy. Nitatitra izany...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Lasa any Afrika Atsimo ihany ireo biletà tokana ho an’ny fifidianana depiote. Natao indroa miantoana izany, ka omaly ny andiany faharoa. Mandra-piandry ny...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Les Evêques catholiques ont terminé leur conclave qui a duré deux semaines à l’épiscopat à Antanimena. Une déclaration, touchant la...
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    Les Evêques catholiques ont de l’humour, il parle de la politique
  • Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
    La machine électorale poursuit sa route vers la mise en place d’un nouveau régime qui devrait voir le jour d’ici au moins deux mois. Ceux qui en cherchaient à...