-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Fotsy ambony ambany. Saika izay avokoa ny fitafian’ireo nasaina nanatrika ny lanonana « Soirée blanche », izay notontosaina teny amin’ny Suite 101 Antaninarenina ny...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Vao niandoha ka hatramin’ny faran’ny fampisehoana, nafana ny lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahatena Mahamasina. Niara-niombom-po amam-panahy i Maggie Blanchard sy ny TGC ary ny...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Hafakely ! Milomano tanteraka ao anatin’ny maha Malagasy ireo mpianatra miisa 353 ao amin’ny kolejy Ampinga d’Or, naorin’ny fikambanana mitondra io anarana io, eny...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Firenena iray, miara-miasa akaiky amin’i Madagasikara sady tsy nanapaka ny fiaraha-miasa tao anatin’izao tetezamita izao ny firenena tiorka. Anisan’ny mahazo tombony...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fikambanana iray mijery lavitra ny hoavin’ny tanora sy ny mpanao fanatanjahantena ny Amis (Action Mutuelle d’interêt sociale), ao amin’ny firaisana...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Samy nampiseho ny fahaizany sy ny herijikany avokoa ireo mpikatroka niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny taranja kick-boxing.
Natao nitarafana ireo...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Ny ekipan’ny Be Salema no nandrombaka ny amboara, teo amin’ny fifaninanana “Tournoi Mafibe”, taranja baolina kitra. Resin’izy ireo, teo amin’ny famaranana,...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Tontosa, ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina ny fivoriambe fanao isan-taona (Ago) teo anivon’ny federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) tarihin’ny filohany,...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, ny ekipan’ny Cnaps Sports, avy any amin’ny ligin’Itasy ho an’ny taom-pilalaovana 2013. Nahazo ny laharana voalohany teo...
-
Lundi 18 novembre 2013 à 00:00:00
Norombahin’Andritoavina sy Randy, ny amboara teo amin’ny “Masters Africains U-14”. Fihaonana notanterahina tany Tonizia, ary nifarana omaly alahady. Lasan’izy...