-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
"Madio ny saiko sy ny foko ary ny fanahiko, tsy misy zavatra atahorako na iray aza, na iza na iza. Satria tsy nangala-baton’olona aho." Io nambaran’ny filohan’ny Cenit,...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Tsy mbola misy ny fandrimphalemana eran-tany... Mangataka fampiatoana herisetra ny Papa François, tamin’ny hafatra krismasy.
Fangatahana ny fampiatoana ny herisetra any...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Indroa nahemotra ny fifidianana filoham-pirenena
Ny 8 mey 2013 no saika nanaovana voalohany ny fifidianana filoham-pirenena. Adihevitra be ny amin’ny hoe: ny fifidianana filoham-pirenena sa...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nisehoana savorovoro niteraka hatezeram-bahoaka tao an-tampon-tanànan’i Marovoay taorian’ny fifidianana. Manahy ny mponina fa misy mikasa hanova sy hanao hosoka ny safidiny...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Niakatra kely ny isam-bato azon’ny kandidà Robinson Jean-Louis ny talata sy ny alarobian’ny Krismasy, raha ny vokatra vonjimaika avy eny amin’ny Cenit. Nidina kely, noho...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Joyeux Noël ! Apparemment, cela devient une simple formule de vœux parfois dénuée de sens. Car la réalité de ces derniers temps a fait que la fête de...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
A l’instar de la publication des résultats provisoires à l’élection présidentielle, celle sur les législatives fait actuellement aussi l’objet...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
A l’aune des premiers résultats recueillis auprès des instances compétentes, l’écart entre les deux candidats risque d’être des plus minimes,...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nankalaza ny andro nahaterahan’ny Mesia daholo ny ampahany maro tamin’ny tokantrano malagasy, omaly 25 desambra.
Fety kristianina ranoiray ny andron’ny krismasy na noely,...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nahatratra 8 ireo olona namoy ny ainy, teto an-drenivohitra, nandritra ny fetin’ny Krismasy.
Ankoatra ireo maty noho lozam-pifamoivoizana..., tao no namoy ny ainy noho ny fisotroana...