-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Hankalaza ny faha-50 taonany ankehitriny ny kaoperativa Kofmad. Kaoperativa anisan’ny zokiny indrindra eto Madagasikara eo amin’ny fitaterana zotra nasionaly.
Zotra nampalaza ny...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny fotoana vitsivitsy, nangingina i Fiyah. Raha ny fanazavana azo, antony roa no nahatonga izany. Fanomanana ny zavatra ho an’ny mpankafy sy fiovana « look » eo...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nandritra ny herinandro, ao anatin’ny fankalazana ny Krismasy, nizara zava-pisotro milanja 7 000 litatra ny orinasa Star ho an’ny ankizy teny anivon’ny foibe 12.
Ankoatra...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
An’isan’ireo zaza teraka tao amin’ny hopitaly Befelatanana, ny maraina,
andron’ny Krismasy tamin’ny 1 ora sy folo minitra teo i Tsiaro Andrianarijaona,...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Tontosa an-tsakany sy an-davany ny fandaharam-potoan’ny federasiona malagasin’ny basikety tamin’ity taom-pilalaovana 2013 ity.
Nisongadina kosa i Madagasikara tamin’ny...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Hiverina eto Antananarivo ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja judo raha tany Toliara no nanatanterahana izany tamin’ny taon-dasa.
Araka izany, ny 27 sy 28 desambra...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
“Nautica”. Fifaninanana lomano fanaon’ny Natation Club Esca isan-taona. Tokony ho nizotra ny 21 desambra teo, tetsy amin’ny dobo filomanosana Esca Antanimena,
ny...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Nitohy ny fikarohana ataon’ny California academy of sciences nandritra ny taona 2013. Tsara ho fantatra fa tsy mijanona amin’ny lafiny fikarohana ho azy fotsiny izany, fa betsaka ireo...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
Hifarana ity ny taona 2013, antenaina fa hifarana hiaraka amin’izany koa ny tetezamita nanomboka ny taona 2009. Nandritra io fotoana io, nandalo fotoan-tsarotra ny toekarena malagasy...
-
Jeudi 26 décembre 2013 à 00:00:00
La région Vatovavy Fitovinany est réputée pour la production de produits exportables tels le café, le girofle et le litchi. Qui dit culture de rente, dit ristournes et...