-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Ela ny ela. Voatendry ihany ny filohan’ny delegasiona manokana mitantana ny Renivohitr’ i Madagasikara. Tsy iza akory fa Andriamanjato Ny Hasina, zanaky ny pastera Andriamanjato...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Fiara iray, voalaza fa very tamin’ny taona 2009, no hita nandalo tampoka teny Manjakaray omaly.
Tazan’ny zanaky ny tompon’ny fiara izy io, izay nambarany fa fantany avy...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Maty voatifitry ny miaramila kaporaly ny rangahy iray tamina toerana niandrasana “bois de rose” tany Antalaha.
Nitsoaka ilay miaramila…Nirefotra ny basy tao anatina toerana...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Nanome fanazavana ny avy ao amin’ny Jirama, mikasika ilay haintrano ny asabotsy 8 marsa teo. Nambaran’ny tompon’andraikitry ny serasera sy ny fifandraisana fa nisy tokoa ny...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Mirongatra ny fanafihana isaky ny elakela-trano eny Faravohitra amin’izao fotoana izao. Ny alahady no tena famelezan’ireo jiolahy ka ireo mpivavaka no tena andrasan’izy...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Andrasana fatratra ny fanambaran’ny filoha okrenianina teo aloha, Viktor Ianoukovitch, anio any Rostov-sur-le-Don, any atsimon’i Rosia. Fanindroany izao no mba hiseho vahoaka ity...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Hiasa avy hatrany. « Hampiharina ny lalàna, saingy tsy natao hamonoana olona.
Tsy lalàna bontolo fa hitondra any amin’ny fanarenana ny tanàna. Hovaina anefa...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Niteraka resabe eo amin’ny tontolo politika ny amin’ny hoe ny ny filohan’ny Cenit no manolotra ny Praiminisitra,
Beriziky Jean-Omer. Tsy anjarany ny manao izany......
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Mihantona aloha.
« Tsy nahitana fivoarany ny toe-draharaha, hatramin’izao, fa tena mbola miato avokoa ny dinika rehetra momba ny fanendrena praiminisitra. Mbola hifandinika...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
« C'est grave ! », s'insurge Erick KohlerMadagascar TribuneAyant été récemment à Paris, le président de l'Office national du Tourisme (ONTM) a appris d'un ami qui s'était...