-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Fomba iray ao anatin’ny telo entina hampiakatra ny tahan’ny fampidirana zaza an-dakilasy ny fizarana sakafo ho an’ny mpianatra.
Hatreto, mahomby ny asa, araka ny zava-misy...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Toy ny isan-taona, mametraka ny volana marsa ho volan’ny poezia ny Faribolan’ny mpanoratra sy poeta Sandratra,
raha ny 21 marsa no Andro eran-tany ho an’ny poezia....
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 22 marsa izao etsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena, ny « University prayer » izay karakarain’ny University...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Niavaka tsy toy ny isan-taona, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy satria mpitondra vaovao avokoa no nanotrona ny lanonana tao Antamponivinany.
Tao ny minisitry...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Efa hitahita soritra ny fandaharam-potoana.
Araka ny vaovao avy amin’ny Cofestin, mpikarakara ny « Festival Donia » fanao any Nosy Be isan-taona, efa ao anatin’ny...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tsy mazava intsony. Hatreto, tsy misy izay fifaninanana karakaraina klioba na mpilomano teo aloha, sns, tsy hanaovan’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny lomano (FMN),...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Hetsika natao hanomezam-boninahitra ireo andriambavilanitra,
sy nanamarihana ny Andron’ny vehivavy tany Toamasina ny « Miss Maman ». Voafidy ho mendrika indrindra...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tohina sady nalahelo no tezitra, tamin’ny teny nataon’i Ahmad, filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), tamin’ny mpanao gazety iray mikasika ny...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Tsara ny vokatra azon’ny ekipa malagasy niatrika ny «Star Master 2014»,
eo amin’ny taranja tsipy kanetibe, natao tany Tailandy. Ny ekipa malagasy mantsy no...
-
Mardi 11 mars 2014 à 00:00:00
Miteraka adihevitra be eto amin’ny firenena ireo Malagasy miasa any amin’ny tany arabo.
Raha ny filazan-dRasoarimanga Virginie, aoka tsy horaisina an-tendrony ny...