-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Feno tanteraka ny fandaharam-potoana. Hihaona amin’ny sekretera jeneralin’ny Firenena mikambana (ONU), Ban Ki-moon, any New York, ny filoha Rajaonarimampianina, anio.
Efa...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Tonga eny Iavoloha, ny faran’ny herinandro teo, ireo fiara 4x4 marika Hyudai miisa 200,
ampahany amin’ireo 350, nihitsoka tao Toamasina. « Anjaran’ny filoham-pirenena...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
17 marsa 2009. Dimy taona katroka, anio,
ny fametram-pialan’ny filoha teo aloha, Ravalomanana. Tsiahy sy tantara... 17 marsa 2009. Dimy taona katroka, anio, ny...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Nivoaka ny fanginany ary nitondra hevitra hafa mihitsy.
«Sakana amin’izao fotoana izao ny lalàmpanorenana ka aminay, tsy azo ihodivirana ny hirosoana amin’ny...
-
Samedi 15 mars 2014 à 00:00:00
Seho maherin’ny 50 sy mpijery maherin’ny 25.000, tao anatin’ny iray volana.
Azo lazaina fa nahazoana akony tsara, ary fahombiazana mihitsy aza ny fitetezam-pirenena...
-
Samedi 15 mars 2014 à 00:00:00
Taona 2004, nisongadina avy hatrany ny fahaizan-dRakotoarisoa Rova Faraniaina na i Landy raha nilalao ny sarimihetsika Andrebabe I.
Nitohy tao anatin’ny Jiaby Jiaby sy ny Volomborona...
-
Samedi 15 mars 2014 à 00:00:00
Anio manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Holalaovina an-tsehatra etsy amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola ilay tantara « Tontolo feno nofy...
-
Samedi 15 mars 2014 à 00:00:00
L’inscription aux épreuves du baccalauréat a été clôturée hier. L’effectif des candidats a été de 69.400 à 12 h locales,...
-
Samedi 15 mars 2014 à 00:00:00
Outre les effets pervers de la crise,
le problème technique a largement causé l’échec du pays dans la mise en œuvre des Objectifs du millénaire pour le...
-
Samedi 15 mars 2014 à 00:00:00
Tato anatin'ny taona vitsy izao, mitotongana tanteraka ny fiaraha-monina malagasy. Hita mahazo vahana avokoa ireo fomba mamohehatra tsy mifanaraka amin'ny toe-tsaina malagasy.
Saika...