-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Depuis le début de l’année, le gouvernement a décidé d’instaurer un taux de régulation de 4,3 % sur les dépenses générales de...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Plusieurs observateurs de la vie politique s’accordent à dire que la situation politique actuelle est toujours bloquée.
Raison pour laquelle le parti « Rodobe ho...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Nihetsika aretina ambalavelona, omaly maraina tao am-piangonana nandritra ny fotoam-pivavahana tao amin’ny fiangonana iray eny Ambohijanahary Antehiroka ny ankizivavikely roa (13 sy 16...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Malaza sy miparitaka ao anaty facebook, tato ho ato, ny kaonty misy ny sarin’ireo andriambavilanitra manao akanjo mihanjakanjaka sy maka sary “sexy”.
Kaonty nisy namorona...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Jiolahy miisa enina no tompon’antoka tamin’ny raharaha fakana an-keriny teratany karana iray,
omaly hariva teo amin’ny tetezana Tanamakoa Toamasina. Nentin’ireo...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Fantatra araka ny fampitam-baovao navoakan’ny gazety Le Mauricien, ny 15 marsa 2014 teo fa hohenoin’ny fitsarana indray ilay vehivavy malagasy antsoina hoe Nomenjanahary Johanah Zafera...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Tapaka ny tongotr’ilay mpamily taksiborosy !
Io no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Moramanga omaly hariva. Fiara 4x4 no nifandona tamin’ny taksiborosy hihazo an’i...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Nivory, ny faran’ny herinandro teo, ireo fikambanan’ny mpanao gazety maromaro niaraka tamin’ny solontenan’ireo avy any amin’ny faritra maromaro nandinika ny...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Fanindiminy vao tanteraka ny fifidianana izay ho filohan’ny seksiona Antananarivo, taranja atletisma.
Rtoa Rakotoson Nivo no lany hitantana izany, ho an’ity taom-piasana vaovao...
-
Lundi 17 mars 2014 à 00:00:00
Ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, hatao atsy Maorisy,
ny volana mey ho avy izao, sy ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, tanterahina any Roma, Italia, ny volana...