-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Mivelatra amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fikambanana Hafari Malagasy. Fantatra taorian’ny dinik’asa niarahan’ny fikambanana tamin’ireo mpianatra avy ao...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Saron’ny polisy misahana ny fisavana ny entan’ny mpandeha tao amin’ny seranam-piaramanidina Fascenne Nosy Be, afakomaly tolakandro ny vehivavy reonioney iray nikasa hanondrana...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Milaza fa mivarotra basy, hay mpisoloky. Tratran’ny polisy ny teti-dratsin’ireto dimy mianadahy.
Vosambotry ny polisin’ny BC sakelika fahadimy, teny Ankorondrano, ny dimy...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nampihoron-koditra!
Izay no azo ilazana ny fahitana ny fatin’ireo jiolahy telo maty main’ny amoniaka tao amin’ny tobin-tsolika Galana ao Toamasina, omaly maraina. Araka ny...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nifindra eny amin’iny vahilava eny Ampitatafika mihazo an’i Fenoarivo iny ny ankamaroan’ny mpivaro-toaka eto an-drenivohitra
rehefa tsy nahazo nivarotana intsony teny...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nampifilafilain’ny mpamilin’ny taxi-be laharana 461…TAE, kaoperativa Kofitama, mankeny amin’ny Hopitaly Itaosy ny mpandeha, ny alahady 22 jona, tolakandro...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nametraka fanamby goavana.
“Hamafisiko ny fahavononana hiatrika ny andraikitra satria zava-dehibe ny ady amin’ny kolikoly. Toky no omeko fa tsy hikely soroka hiady amin’ny...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nandao an’i Madagasikara, omaly,
rehefa avy nivahiny nandritra ny herinandro teto amintsika ny Papa avy amin’ny finoana Bohra, Sydnea Mufaddal Saifuddin. Noraisin’ny filoha...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Na ny mpanohana na ny mpanohitra,
samy milaza ny maha zava-dehibe ny tokony hanaovana ny fampihavanam-pirenena. Tsy azo ihodivirana intsony… Teo, ohatra, ny fikaonandohan’ny...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina ampahibemaso tao amin’ny kianja mitafon’i Soavita Toamasina, ny tolakandron’ny alahady teo,
ny birao vaovao vonjimaika hitantana ny antoko politika...