-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Tsy ho latsa-danja amin’ny faran’ny herinandro nolalovana teo ny amin’ity, raha ny fety aman-danonana eto an-dRenivohitra no resahina. Na ho tapitra aza ny “podium”,...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Efa tonga eto an-tanindrazana ny ekipan'ny RFB/Zamia, sokajy U-13, avy niatrika ny fihaonana iraisam-pirenena tany Frantsa, ny 7 ka hatramin’ny 18 jona lasa teo.
Nahafa-po ny dia...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Tontosa omaly ny andro farany amin’ny fifanintsanana,
eo amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany «Mondial 2014», ho an’ny sokajy “B”. Samy tafita...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Hatairana, hasorenana ary alahelo. Izay no nahazo ny fianakavian’i Nônô,
ao amin’ny tarika Mahaleo, taorian’ny tsaho izay niely vetivety ny asabotsy teo,...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Vonona ny Makis de Madagascar hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 1A 2014), taranja rugby.
Mialoha ny hiakarany kianja ny asabotsy ho avy izao, izay hikatrohany...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Hotontosaina ny alahady 29 jona izao eny Imerintsiatosika, ny “Run Festival Mecanique”, izay karakarain’ny klioba Ama. Fantatra àry izao fa hiaraka hiombon’antoka sy...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny alatsinainy 16 jona teo ny fanarenana ny lalana mankany amin’ny hopitaly Profesora Zafisaona Gabriel (CHU Androva teo aloha),
ao an-tampon-tananàn’i...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Hiditra amin’ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny fananan-tany isika.
« Mila dinihina tsara ny rafitra hapetraka mba hifandrindra amin’ny zava-misy iainan’ny...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Manamafy ny sendikàn’ny mpiasa maromaro ao amin’ny Jirama fa fanasoavam-bahoaka ny tolotr’ity orinasa ity.
« Azo atao tsara ny manarina ireo fitaovana simba sy...
-
Mardi 24 juin 2014 à 00:00:00
Natao, omaly, ny fizarana mari-boninahitra sy nofon-kena mitam-pihavanana ho an’ny mpiasa ao amin’ny minisiteran’ny Angovo,
ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny...