-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Nianjeran’ny hazo teo amin’ny lohany ny rangahy iray, teny Anosizato, omaly tokony ho tamin’ny 4 ora maraina, ka nitarika ny fahafatesany izany. Nentina teny amin’ny...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Saika hatao inona ? Saron’ny zandary, ny alahady teo tao Andranomaitso Sakaraha, ny fiara R.19
nitondra basim-borona dimy sy bala 120. Andeha hihazo an’Ilakaka ilay fiara no...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Maty tany La Réunion ny alahady teo ny rangahy iray, 66 taona, Rasoloandramanitra Hubert, mizaka ny zom-pirenena frantsay, miasa any La Réunion. Noleran’ny mpiambina ny...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Hafatra mafonja, tsy ho an’ny tanora ihany. “Tsoriko mihitsy fa tsy handroso ny firenena iray na ho ela aza raha tsy misy rafitra mifototra amin’ny fanjakana...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Nanatanteraka fihaonana omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika ny mpianatry ny oniversite sy ny minisitra Rasoazananera Monique....
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
“Oh!Tcho!Tcho!”. Io no hiran’i Balita nahafantarana azy, izay lasa raiki-tapisaka tamin’ny anarany mihitsy taty aoriana. Mpanakanto teratany malagasy, saingy monina...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Natomboka omaly eto Antananarivo ny atrikasa tanterahan’ny Programme Alimentaire Mondial des Nations Unies (PAM) mikasika ny fampiroboroboana ny famatsiana ireo mpamboly madinika eny fotony....
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Nivoaka omaly ny valim-panadinana CEPE tany Midongy Atsimo. Fantatra tamin’izany fa nidina ho 46% ny taham-pahafaham-panadinana raha 89% izany tamin’ny taon-dasa. Vokatry ny tsy...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Ela ny ela ! Misento tokana ny mpianatra any Sina fa handray vatsim-pianarana ihany . Nankasitraka ny fanjakana ny ray aman-drenin’ny mpianatra.
Fantatra, omaly nandritra ny tatitry ny...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Raikitra indray ny « Alavoly sy tsidika », ho an’ity taom-pizahantany ity. Hotontosaina ny 4 aogositra, hatramin’ny 28 septambra izao ny hetsika, eto Antananarivo. Araka ny...