-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Hivoaka kely ny Renivohitra ny seho miaraka amin’ny tarika AmbondronA. Na izany aza, tsy ho latsa-danja amin’ireo fampisehoana
efa nataony hatramin’izay ny seho...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Betsaka ireo entam-barotra sakafo efa lany andro miparitaka eran’ny tsena. Nandray fepetra momba izany ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana, nandritra ny volana jolay ity, nandoro...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Tantara fandefa amin’ny radio. Tantara filalao an-tsehatra. Tantara foronina voarakitra anaty boky… Samy mihena avokoa izy ireo.
Anisan’ny antony mahatonga izany ny tsy mba...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Nahavita fiofanana teto Toamasina, ny 22 ka hatramin'ny 28 jolay, lasa teo, ireo mpanazatra baolina kitra miisa 23 mirahalahy,
ao anatin'ny ligin'ny Faritra atsinanana, izay avy amin'ny...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy mitsahatra ny manana ny toerany eto Afrika ny taranja mekanika Malagasy. Taorian’ny fandraisana anjara
tamin’ireo dingana amin’ny rallye, tatsy Afrika, hisy indray...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Araka ny fandaharam-potoana ny federasiona malagasin’ny rugby, hotanterahina anio alarobia, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka,
ny fifantenana ireo mpilalaon’ny Makis...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Miatrika ny fanarenana ny toekarem-pirenena ny banky BNI Madagascar, miova endrika ankehitriny (tsy misy Crédit Agricole intsony).
Manomboka indray izao ny fisarihana ireo olon-tsotra...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Miteraka fifindra-monina ho an’ireo tantsaha ny famaritana ny taniny, nahazoan’ireo orinasa mpitrandraka harena an-kibon’ny tany taratasy fifanekena tamin’ny fanjakana...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
Lasan'ny Zanakala, orinasa ahitana mpampiasa vola teratany malagasy miisa efatra, ny Ferme d'Etat taloha,
ao Vohimasina, kaominina Ambalakely Fianarantsoa. Nametraka ny vato fototra voalohany...
-
Mercredi 30 juillet 2014 à 00:00:00
La commission en charge des élections, la Cenit, s’en lave les mains. Cette institution a décidé de ne plus sortir de date pour les communales tant que la loi sur la...