-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Ny 29 jolay teo tokony ho tamin’ny iray ora sy sasany antoandro, nosakanana lehilahy iray ny mpanao taxi-môtô
teo anilan’ny biraon’ny faritra Alaotra-Mangoro,...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Saika lasan’ireo jiolahy avokoa ny vola sy ny entana rehetra tao amin’ity kioska Telma nisy nandroba,
omaly hariva ity. Teo am-panidiana tsena no niditra an-keriny ireo...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Tsy maintsy apetraka amin’ny tanora ny hoavin’i Afrika. Politika nofaritan’ny filoha amerikanina, Barack Obama,
izany (Young African Leaders Initiative - Yali), nanomboka ny...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Tafatsangana ny birao vaovao hitantana ny federasion’ny hairaha araka endrika amam-bika (Favi) ao anatin’ny 4 taona. Voafidy ho filoha i Temandrota izay nanazava ny tetikasa sy...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Mihetsika indray ny disadisa politika eny anivon’ny Antenimierampirenena? Handraisana fepetra ireo
solombavambahoaka tsy manatrika fivoriana... "Voalaza ao amin’ny fitsipika...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Hamory ny hery velona ny Vondrona Antanimena mivoy ny fampihavanam-pirenena amin’ny 4 sy 5 aogositra izao.
" Ilaintsika ve ny fampihavanana ? Ahoana no hanorenana ifotony indray ny...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Mahatratra 75 ireo antontan-taratasy fangatahana fanonerana noho ny fahavoazana tamin’ny krizy, taona 2002 hatramin’ny 2011.
Fantatra izany tamin’ny famaranana ny fivoriana...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Tsy mbola kivy. “Izaho manokana, mbola manana fanantenana. Tonga teto amintsika ny sekretera jeneraly lefitry ny Firenena Mikambana (ONU), ary nihaona tamin’ny filoha...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Implantée à Madagascar depuis plusieurs décennies, l’Alliance française a déjà fait bénéficier de nombreuses formations
et...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Selon le résultat d’un contrôle effectué par l’autorité de régulation du marché public l’année dernière dans les 22...