-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Hanatanteraka lanonana roa ny fitondram-panjakana, handaminana ny tanànan’Andranondambo sy Ambatotsivala sy hampihavanana ny mponina amin’ireo fokontany roa, ao amin’ny...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny kongresy faha-16-n’ny Fiba Afrique eto amintsika. Haharitra roa andro ny hetsika.
Hangotraka mandritra izany ny adihevitra mikasika ny...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Ilay frantsay, Hervé Renard, hitantana sy hanazatra ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, manomboka izao.
Izy no lanin’ny federasiona Ivoarianina tamin’ireo telo...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Hanomboka amin’ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ilay fifaninanana “Grand tournoi U-21”, taranja rugby. Ireo boriborintany enina eto...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Tsy fahita loatra eto amintsika izany miompy trondro ao anaty farihy izany. Mila fahazotoana sy finiavana
anefa ity fihariana ity, satria tsikaritra fa vitsy ihany no sahy misehatra aminy toa...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Nampihaona ny mpiantsehatra rehetra misahana ny fiahiana ara-tsosialy tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo omaly ny fikambanana Zokinay. Navoitran’izy ireo tamin’izany fa...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Haitao efa voafehin’ny Malagasy hatry ny taonjato ela ny taotavy. Taozavatra mifototra amin’ny fikirakirana ny tanimanga,
hanamboarana zavatra maro, toy ny vilany, sinibe, vazy,...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Eo am-pananganana drafitra fanarenana ny Vitrine de Madagascar ao Amborovy ny faritra Boeny, efa volana vitsivitsy izao,
ary manana vina ny hitazona ny endriny taloha, fa miampy bebe kokoa...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
Lors de son discours, le président de cet organe, le général Charles Sylvain Rabotoarison a exposé la stratégie
en vue d’organiser des ateliers...
-
Vendredi 01 aout 2014 à 00:00:00
“Efa hatramin’ny alatsinainy no efa nahazo loharanom-baovao ny zandary fa misy andian’olona mitady hanakorontana eny Analakely rahampitso (anio io). Tsy azo ekena izany satria...