-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Mikatsaka mafy ny fomba hahazoana ny fon’i Afrika ny Eoropeanina. Raha ny zava-misy anefa, tsy tanteraka ny kajy nataon’ireo firenena ao anatin’ny Vondrona eorpeanina (UE),...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Anisan’ny zava-baovao voarakitry ny Tetibolam-panjakana 2014 ny fakana hetra ho an’ny sarany manokana (TVA) ho an’ny zanaka akoho.
Araka ny fanazavan’ny mpandraharaha...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Mbola raharaha mafana ny trafika andramena.
Arakan y loharanom-baovao azon’ny Alliance voahary gasy (AVG), misy ny fikasana hamoahana andramena any Antalaha sy Soanierana Ivongo any....
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Nanome lesona ny mpanohitra hafa.
“Tokony ho hajaina ny rafitra eo amin’ny mpanohitra… Efa manana ny sata manokana napetraka any amin’ny minisiteran’ny Atitany...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Nanamafy ny tolokevitra efa nambarany.
“Maika ary tokony hanaovana laharam-pahamehana hiadiana amin’ny asan-dahalo ny fampiasana angidimby. Mahita helikoptera ny mpitondra rehefa...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy miandry ela rehefa tsy mahomby.
Noravana, omaly, rehefa tsy nahomby ny governemantan’ny praiminisitra frantsay Manuel Valls. Efa niroso amin’ny fakan-kevitra avy hatrany ity...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana,
mbola nitohy ny firehetan’ilay citerne feno solika hatramin’ny omaly. Nijoalajoala tsy nisy toy izany ny afo nandritra ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Omaly tokony ho tamin’ny 5 ora maraina,
nitaky vola 1 miliara Ar tamin’ny ray aman-drenin’ilay tovolahy nisy naka an-keriny tany Toamasina, ny alahady teo, ireo jiolahy,...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Mpiasan’ny Jirama miisa fito no notorin’ny fanjakana ho manohintohina ny fiandrianam-pirenena.
Izany dia taorian’ny “court-circuit” saika nandrehitra ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy kely lalana ny ratsy! Raharaha iray nifampitoriana ramatoa iray sy fianakaviana pasitera no niakatra teny amin’ny fitsarana, noho ny resaka fisolokiana, ny faran’ny herinandro teo....