-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy ny sehatry ny politika ihany fa ny kolontsaina koa.
“Anisan’ny iharan’ny krizy ny sary hosodoko”, hoy i D’Ange, iray amin’ireo mampiranty ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
“5S”: “Sivanina”, “sokajiana”, “sasàna”, “soratana”, “sahanina” na atao maharitra.
Ireo ilay fomba fiaina...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Manodidina ny 1,5 tapitrisa ny zaza malagasy tokony hianatra, saingy tsy afaka manao izany, araka ny voalazan’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena (Men),...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Mihamafy ny fitakiana nataon’ireo mpampianatra Fram.
Niverina indray ny fisavana goavana ataon’ny eo anivon’ny polisim-pirenena...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy nisy namokatra na iray aza. Izay no azo lazaina mikasika ireo atleta malagasy niatrika sy niaro ny voninahi-pirenena amin’ny “Jeux Olympiques de la Jeunesse” (JOJ), andiany...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
« Izaho irery sy ny gitarako ihany no hiatrika ireo mpijery ».
Mbola nohamafisin’i Erick Manana izany, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, omaly tetsy...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Ny zavakanto ho an’ny fiarahamonina.
Izay no hitondran’ny Fikambanan’ny zanaky ny fraritan’i Toliara (Fizafato) ny lanonana ho fanehoana ny firaisankina, sy...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Araka ny fantatra, hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika taranja rugby,
sokajy “juniors”, i Madagasikara amin’ny alalan’ny Makis. Hetsika hotanterahina...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy namokatra ary nangoron-damba teo amin’ny fihodinana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany taranja judo i Asaramanitra.
Andrasana, kosa ny fiakaran’i Fetra...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy noraisina ! Nankatoavin’ny antenimierampirenena ny Tetibola 2014 nasiam-panovana.
Araka ny nambaran’ny mpikambana ao amin’ny Sendikàn’ny indostria eto...