4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay mozika - Tomi Dadarozy

Mbola misy ireo maizin-tsaina

Tsy tia fihavanana, tsy tia miara-dalana

Mbola misy ireo ratsy saina

Manao tsindry azo lena, nohon’ny fitiavan-tena

Mbola misy ireo lalin-tsaina

Mamitaka ny namana , mamono ireo Havana

Mbola misy ireo tery saina

Tia mizara vatana , maniry an-drampanana



REF :

Soa fa nisy ilay mozika , izay nampiray antsika

Mozika feno fihavanana

Hafa ihany ny milalao mozika, tsy mba misy disadisa

Mozika feno fitiavana



Fa ny anay mpanao mozika

Manaja ny namana, tia fihavanana

Fa ny anay mpankafia mozika

Filaminana no tanjona, ny ady miravona

Fa ny anay tia mozika

Tsy misy mifanavaka , fa vonona miaraka

Fa ny anay ny mozika

Mpitory fitiavana, mizara ny namana



http://tononkira.serasera.org/news/tomi-dadarozy

Partager ilay mozika

Commenter ilay mozika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tomi Dadarozy