4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andao - Resistance in 9

CHAY
-efa eto indray zay zao
Itondra ny afanana sy ny rivo-baovao eny ampototsofinao !yeah
-atoseo ka andao
Asandrato avo ny kolotsaina fa efa ion y kalitao
-resistance nigga,rap rock forever
Ny asasoratro no ho entiko mampihetsika ka asio feo
-Yeah yeah,an… ok
Mampanentanentana ny gadona ho anao io izay mandre
-andao/ndao izay mila
Fa ny lalana efa kobona /enao avy ao aorina
-izay kopy dia mangina/ho anao zay mbola tsy hita
Arao moramora fotsiny ao dia efa sûûuûûûu^raaa!!!

MALALA
Ref:
-andao ianao,dieny izao,Iaraka analazay aminay
ny sorisory sy ny alaelo avelao any amin’izay
-Ny adiady/sy ny tomany,avelao fa mankarary
Dia ny aty manome toky anao fa iova fiainam-baovao

MAS
2-omeo aty ny tananao dia andao
Fa ny alaelo sy ny akivina ovina moa no mba andao?
-izay mety fahatsiarovan-dratsy nao fafao
Fa ny ady tsika ne ka mila hery vaovao
-ka andao,iara itsiky izao sy ianao
Fenoy mozika ny drafitra rehetra izay atao
-izay fifalina sy ny revy misy any zarazarao
Mba ho so any hifampizaran-tsika manomboka izao
-Ka andao fat s ankanavako ion a mahantra io na manana
Rodo be miaraka androany toy ny fahombiazana
-aza adino fa tsy misy tsy vitan’ny tolo-tanana
Ka andao/fa enao sisa no andrasana,
-ekeko,mety resy enao omaly,mila amohy fo androany
Ny ampitso kosa itsikio,mino aho fa mbola ho mamy
-fanamby no apetrao,masoandro mbola ho eo
Andao anao fienga vaovao,fa ianao ve tsy efa leo

MALALA
Ref:
-andao ianao,dieny izao,Iaraka analazay aminay
ny sorisory sy ny alaelo avelao any amin’izay
-Ny adiady/sy ny tomany,avelao fa mankarary
Dia ny aty manome toky anao fa iova fiainam-baovao
RASKH

Partager andao

Commenter andao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Resistance in 9